Niara-maty ny zazalahikely vao fito taona sy ny reniny, omaly. Voafaokan’ny taksiborosy ny Tuc-tuc nitondra azy ireo. Mafy ny fifandonana, samy nivadika ireo fitaovam-pitaterana. Niara-namoy ny ainy ny zazalahy fito taona sy ny reniny tao Ambolomadinika, Toamasina Renivohitra, omaly maraina. Tra-doza teny ampitaingenana Tuc-tuc izy mianaka. Nivoaka tampoka ny fiara […]
Tranga
Hetsika Dona : nalain’ny polisy ireo moto tsy ara-dalàna
Haharitra dimy andro, natomboka teo Andohan’Analakely, ny sabotsy maraina teo, ny hetsika “Dona” izay nentina indrindra mba hanamafisana ny fampiharana ny lalàna manoloana ireo fandikan-dalàna maro samihafa ataon’ny mpitondra moto. Miseho amin’ny endrika samihafa ny tsy fanarahan-dalàna hita teny an-toerana, toy ny fanaovana taingimbe, antontan-taratasina moto tsy ampy. Tsy fanaovana […]
Alakamisy Fenoarivo: Taxi-be nifaoka mpiantsena
Mpiantsena sy ankizy dimy niharan-doza voafaokan’ny taxi-be teny Alakamisy Fenoarivo, afakomaly hariva. Nandeha mafy ilay fiara mpitatitra ka nifatratra tamin’ny tsena amoron-dalana iray. Lasibatra tamin’izany ny renim-pianakaviana iray izay voa teo amin’ny faritry ny tongony sy ny lohany. Voadona niaraka taminy ny zazakely iray. Nentina namonjy hopitaly avy hatrany ireo […]
Sabotsy Namehana: zana-tsokatra 342 isa nariana amoron-dalana
Karohina ny tompon’antoka tamin’ny fanariana zana-tsokatra an-jatony teny amin’ny lalana mihazo ny kaominina Sabotsy Namehana, afakomaly. Efa nofonosina harona plastika, ahina ho saika nahondrana ireo biby arovana ireo. Hitan’ny zandary teo amoron-dalana, teo amin’ny toerana antsoina hoe Vavafolo, fokontany Iadidiana, kaominina Sabotsy Namehana, ny sabotsy maraina tamin’ny 3ora sy 30mn […]
TSELATRA
Naiditra eny Antanimora avokoa ireo valo lahy voasaringotra tamin’ny halatra solika tao Talata Volonondry, omaly. Nanodinkodina solika teny amin’ny toerana hanamboarana ny lalambe migodana izy valo lahy ireo. Nanao ny fanadihadiana ny zandary ka niara-voatazona ireo voarohirohy. Niafara tamin’ny fihazonana am-ponja izany. Misazy dimy taona an-terivozona ilay mpiandry fonja voampanga […]




