Tranga

Novonoin-dreniny : nariana tao an- dava­piringa ilay zaza

Habibiana tanteraka! Novonoin-dreniny ary nariany tao anaty lavapiringa ny zanaka naterany amam-bolana tao Imerintsiatosika, ny faran’ny herinandro teo. Notaperin’ity renim-pianakaviana iray ity ny ain-janany vao telo volana monja ny alahady 22 oktobra teo, fokontany Miakadaza, kaominina Imerintsiatosika. Nariany tao amin’ny lavapiringa io zanany io. Nolazainy fa nisy nibata tao amin’ny […]

Nitsoaka zandary : maty voatifitra ilay mpangala-boamaso

Namoy ny ainy vokatry ny tifitra nahazo azy ny iray tamin’ireo roa lahy nangalatra voamaso tao Ejeda, distrikan’Ampanihy, afakomaly. Niaiky heloka nataony nandritra ny famotoran’ny zandary azy io olon-dratsy io fa izy no tompon’antoka tamin’ny fanesorana ny mason’ny renim-pianakaviana roa tao an-toerana. Ny namany iray izay voasambotra niaraka taminy. Voalaza […]

Novonoin’ny jiolahy: nizara roa ny vatany, tapaka ny lohany

Nampihoron-koditra ny zava-nanjo an’i Riry Emile, raha niambina ny tany mangahazony. Novonoin’ny jiolahy izy. Nozaraina roa ny vatany. Notapahina ny lohany. Lasa faritra mena ! Raim-pianakaviana iray fantatra amin’ny anarana hoe Riry Emile no hita faty. Nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana tao amin’ny fokontany Ambatoharanana Man­dia­manga, kaominina amba­nivohitr’Andasibe, distrikan’i Vavatenina, […]