Afobe indray teny Ankadiefajoro Ambohimangakely (RN2) mihazo an’i Toamasina, omaly tolakandro. Tapitra hotohoton’ny afo ny entana rehetra tao amina orinasa kely mikirakira momba ny hazo. Horakoraka, tabataba… no niainan’ireo mponina teo amin’ny manodidina ity trano lehibe nirehitra teny Ankadiefajoro Ambohimangakely ity. Toeram-pivarotana fanaka sy voninkazo ity kila forehitra ity. Nijoalajoala […]
Tranga
RN2: olona telo nitondra hazo sarobidy voasambotra
Tompon-kazo roa sy mpamily fiara iray voasambotry ny zandary mpanao fisafoana teny amin’ny lalam-pirenena faharoa, teo Ambatolaona, PK 58, afakomaly maraina. Nanao fisavana tampoka ny fiara sprinter mpitatitra entana ny mpitandro filaminana. Nitondra hazo an-jatony ny fiara ka nanamarina ny karazan’ izany sy ny taratasy nifandraika aminy ireto farany. Voamarina […]
Mandroseza : mpitondra moto voahitsaky ny fiara 4×4
Naratra mafy ilay mpitondra moto voahitsaky ny fiara tsy mifidy lalana teny Mandroseza, omaly maraina. Roa lahy samy nandeha moto no nifanenjika sy nifampisongona. Nampiaiky ny olona rehetra izy roa lahy nifanenjika tamin’ny moto ireto. Nianjera tampoka anefa ny iray ka notetezin’ny fiara avy aoriana. Tsy vitan’izay fa mbola voatarika […]
Fitaterana an-dranomasina : dimy mianaka maty an-drano
Maty vokatry ny loza an-dranomasina, omaly, ny olona dimy mianaka. Tsy nahatohitra ny tso-drivotra mahery ny botry ka saika nivadika. Vokany, nisy ny mpandeha latsaka an-drano. Zazalahy iray sy vehivavy efatra maty vokatry ny faharendrehan’ny botry tao amin’ny vavaranon’i Betania ao Morondava, omaly tamin’ny 5 ora hariva. “Mampitohy an’i Maintirano […]
Faran’ny herinandro: nandriaka ny ra, mpitondra moto iray maty
Tohivakana ny lozam-pifamoivoizana ny faran’ny herinandro teo. Lohalaharana tamin’izany ireo mpitondra moto. Namoizana ain’olona izany teny amin’ny Digue Andohatapenaka, ny sabotsy hariva teo… Tsy afa-bela hatrany fa sesilany ny lozam-pifamoivoizana ateraky ny moto (kodiaran-droa) ny faran’ny herinandro teo. Raim-pianakaviana iray nitondra moto marika Racing King no maty tsy tra-drano rehefa […]




