Tranga

Fitsenana Barea : mpangarom-paosy dimy lahy tratran’ny polisy

Nahitam-bokany ny ezaka nataon’ny mpitandro filaminana tamin’ny fitandroana ny filaminana nandritra ny lanonana fandraisana ny Barea teny amin’ny Kianjan’ny Ba­rea Mahamasina. Jiolahy mpan­garom-paosy dimy tratran’ny polisy tao amin’ny faritry ny Kianjabe. Nifan­drim­bona tamin’ny fiambenana tao Mahamasina ny hery vonjy taitran’ny polisy (FIP – UIR – SAG) ary ny kaomisarian’ny boriborintany […]

Mahamasina : efa nalain-dreniny teny amin’ny polisy ireo zaza very

Taorian’ilay zaza very na­naovana antso avo tao amin’ny Kianja Barea Maha­ma­sina, ankizy efatra indray koa no nilaozan’ny mpiara-dia ta­min’ izy ireo. Natolotra ny po­lisy misahana ny ankizy tsy ampy taona (PMPM) ry zarao ka na­naovana antso avo tamin’izay ray aman-dreniny. Ton­ga naka ny zanany teny amin’ny polisy PMPM ny fianakavian’ireo […]