Tranga

Vono olona : fatim-behivavy nifatotra natsikafon’ny rano

Vono olona mahatsiravina ny natao an’ilay vehivavy hita faty teo amin’ny “pont” mainty Toamasina, omaly maraina. Niboridana tanteraka izy ary nifatotra ny tongotra aman-tanany. Mampivarahontsana ny tsy fandriam-pahalemana ao Toa­masina. Omaly maraina, vehivavy iray sahabo ho 30 taona teo no hita faty natsingevan’ny rano, teo amin’ny “pont” mainty, fokontany Tanambao […]

Namontana : jiolahy iray voasambotry ny polisy

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria foibe (CUI3) tetsy Namon­tana/Anosibe, afakomaly, ny jiolahy iray, raindahiny amin’ ny halatra sy fanafihana mitam-piadiana. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, ta­min’io fotoana io, lehilahy iray no narahana jiolahy efatra. Rehefa lasa lavidavitra, nohodidin’izy ireo ity raim-pianakaviana ity. Nony tafiditra afovoany, samy nanao ny […]