Natao tao Vatomandry ny atrikasa famolavolana ny fanatsarana ireo fitaovana hanangonana antontanisa sy antontan-kevitry ny asa rehetra natao hiadiana amin’ny tazomoka eto Madagasikara. Nofaritana ireo fanatsarana hirosoana amin’ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Tanjona ny hananana loharanom-baovao tokana iraisan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ireo mpiantsehatra rehetra amin’ny ady atao. Tapaka nandritra ny filankevitry […]
Tselatra
Vaovao tambatra
Milanja 37 taonina (t) ireo vary novidian’ny orinasa State Procurement of Madagascar (SPM) tamin’ireo tantsaha ao Tsiroanomandidy raha toa ka novinavinaina ho 200 t izany teo aloha. Raisin’ny orinasa 1 500 Ar isaky ny kilao ireo vary akotry ary fanombohana ihany ny hetsika atao. Hitohy izany arakaraka ny fahavononan’ny lisitry […]
Tselatra
Voasambotry ny polisy tao amin’ny banky iray tany Tsianolondroa Fianarantsoa, ny 25 aogositra 2026, ny lehilahy iray 49 taona. Tratra nisoloky amin’ny alalan’ny internet, nisandoka niditra tamin’ny kaonty banky ary tratra nanodinkodim-bola izy io.Nentina eo anivon’ny Sampandraharaham-paritry ny polisy ekonomika Matsiatra Ambony izy. Lehilahy iray mpivarotra rongony any Soamahamanina, Tsiroanomandidy, […]
TSELATRA
Naratra mafy voatery nentina hopitaly ny mpitondra taxi-moto iray tra-doza teny Nanisana, omaly. Nitondra mpandeha, nisosa ka nifatratra tao ambany fiara ny moto nentiny. Fiara roa nifandona ka naharatrana vehivavy iray, teny Anosimasina Itaosy, omaly. Potika tanteraka ny lohan’ny fiara. Niditra an-tsehatra nandamina ny fifamoivoizana ny mpitandro filaminana. Fiara tuc-tuc […]
TSELATRA
Lehilahy iray naratra mafy tototry ny tany tetsy Miandrarivo Ambanidia, omaly atoandro. Tonga teny an-toerana ny vondrona mpamonjy voina nisokitra ilay olona niharam-boina. Niady fototra ny lehilahy miisa efatra, saingy nihotsaka tampoka ny tany. Taorian’ny fikarohana, avotra soamantsara izy ary efa manaraka fitsaboana eny amin’ny HJRA Ampefiloha. Lehilahy iray nananton-tena […]




