Nodimandry ny alatsinainy teo ny Jly Andriambao Ramisa Nantenaina. Nivoaka tamin’ny andiany faha-19 tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe izy. Manamboninahitra nitana andraikitra ambony teo anivon’ny Foloalindahy Malagasy. Efa kaomandin’ny fari-piarovana sy filaminana tao Tsiribihina izy. Iray andro monja taorian’ ny nahalasany anefa, nodimandry koa ny vady andefimandriny ny talata teo. […]
Tselatra
SOMBIM-BAOVAO
Mialoha ny hiakaran’ny Ankoay kianja any amin’ ny « Lalao Afrikanina », tanterahina any Ghana, mbola niatrika lalao tsapa teto an-tanindrazana ry zareo, omaly. Nikatroka tamin’ny ekipam-pirenena latsaky ny 23 taona. Ao anaty vondrona «A» no misy ny Ankoay, vehivavy, miaraka amin’i Egypte, Namibie ary i Algerie. Ny lehilahy kosa miray sokajy […]
INDRAY MIJERY
Sekoly miisa 228, mpianatra 225 408 no hanombohana ny fanentanana ny fisorohana ny voina an-tsekoly. Ao anatin’izany koa ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo talen-tsekoly mahakasika ny vonjy voina sy ny fiantohana an-tsekoly ary ny fandrafetana sy famenoana ireo “dossiers sinistres” sy ny “fiches établissements” iarahana amin’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra. Lohahevitra ho […]
VAOVAO TAMBATRA
Hampitombo ny sidina Paris -Madagasikara ny kaompania Air France manomboka ny volana avrily. Hanao sidina indimy isan-kerinandro miainga avy ao Paris ny kaompania, ny 8 avrily-2 jona. Hitombo enina izany ny volana jona sy septambra. Hanao sidina mandritra ny 7 andro kosa ny Airbus A350-900, ny 1 jolay ka hatramin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Hizara ny “Fidiovana”, manomboka anio, ny mpikarakara ny Taombaovao Malagasy. Hanomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny sabotsy 9 marsa izany, eny amin’ny vavahady N°3, ao amin’ny Kianjaben’i Mahamasina. Fotoana hanombohan’ireo “Famato” hanadiovana an’Imahamasina, izay toerana anisan’ny handray ny fankalazana, ihany koa izany. Johary Ravaloson, Malagasy mpanoratra, miaraka amin’ilay […]




