Tselatra

FANTINA sy FINTINA

Nahazo fanasana hanatrika ny ”Sommet mondial des gouvernements », hatao any Dubaï, ny 12 hatramin’ny 14 febroary izao, ny filoha Rajoelina Andry. Handray fitenenana izy rahampitso, manoloana ireo delegasiona marobe miatrika ity fivoriambe ity. Ny filoham-pirenen’ny Emirats Arabes-Unis, Mohamed Ben Zayed Al Nahyane, no nandefa ny fanasana. “Mitohy ny asan’ny vovonan’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina ny alakamisy lasa teo ny an­tsapaka amin’ny fiadiana ny ho tomponda­kan’i Eoropa « Ligue des Nations ». Tafaray von­drona i France, Belgique, Italie ary i Israel. Tsiahivina fa fifaninanana iraisam-pirenena hotanterahina manomboka ny volana septambra ho avy izao izy ity. Fiadanantsoa Sidonie, vehivavy malagasy atleta, nanamontsana ny zava-bita tsara indrindra tamin’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Manomboka manao sidina anatiny ny Ma­dagascar Airlines hatramin’ny 15 avrily. Sidina ho an’Antsiranana-Sambava, Toamasina-Maroan­tse­tra ary Maroantsetra-Toamasina ny alatsinainy, mielanelana herinandro. Sidina mampitohy an’i Taolagnaro-Toliara ny talata, Sambava-Antsiranana ny sabotsy ary Nosy Be-Mahajanga mandroso sy miverina ny alahady, isan-kerinandro. Nigadona tao Antsiranana, omaly, ilay sambo lehibe MSC Poesia Italianina, izay mirefy […]

TARATRY ny KANTO

Oxow – Fara West Faravohitra. Hitondra ireo mpankafy any amin’ny tontolon’ny « blues rock » indray ry zalahy, anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. Midadasikabe ny mozika lalaovin-dry Eric Rakotoary, Nali Rabarison, Titi Razakamiadana ary Andry Ramamonjisoa, mandritra izany. Ireo efa mpanaraka ny Oxow dia mahalala tsara ary tsy mety ho afapo. […]

FANTINA sy FINTINA

Vonona hanome tanana ny Antenimi­eran­doholona, noho ny tanindrazana, araka ny lahatenin’ny filohany, ny Jly Ravalomanana Richard, omaly, nandritra ny fotoam-pamaranana ny fivoriana teny Anosikely. Notakiny ny hamoahana ny didy fampiharana ireo lalàna nolaniana. Nanambara ny mpisolovava Rafidison Eric, fa nahazo alalana hivoaka ny fonja telo andro, ny taona 2022, Rajaonah […]