Nitondra fanazavana ny teo anivon’ny fitandroana ny filaminana momba ny hetsika « Opération Harato II ». Nisy ny vokatra hatramin’ny volana janoary teo. Ankoatra ireo olona 24 voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana ny ben’ny Tanànan’Andranomiely, olona efatra hafa andalam-pisamborana satria ahina ho tompon’antoka tamin’ny vono koa. Olona nandeha lakana vao maraina no […]
Tselatra
VAOVAO TAMBATRA
Azo ahena 15 andro ny fanaovana tolobidy amin’ny tsenan’asam-panjakana. Tokony ho 30 andro io fe-potoana io, saingy misy ny andinin-dalàna mamaritra io fampihenana io, fa tsy maintsy ankatoavin’ny filankevitry ny minisitra kosa anefa. Anisan’ny antony hanaovana izany ny tranga amin’ny fanaovana asa maika noho ny hamehana. Bankin-tsakafo miisa 10 no […]
INDRAY MIJERY
Ho fampandrosoana ny zotram-pitateram-bahoaka ao amin’ny kaominina Soavina (Atsimondrano), hidinika miaraka ny mpitatitra sy ny mpitantana ny kaominina hametrahana ny lamina vaovao, anio, ao amin’ ny biraon’ny kaominina. Nanasa ny solontenan’ny mpanjifa ihany koa ny kaominina hanatrika ny fihaonana. Foana ny filazana loza manambana ho an’ny fahabetsahan’ny rano amin’ny lemak’Antananarivo, […]
TARATRY ny KANTO
Tselonina sy Fara Gloum – Piment Café. Fotoana handrasan’ireo mpankafy hatrany ny fiarahan’ireto mpanakanto ireto, ao amin’ity toerana ity. Hotontosaina anio izany, manomboka amin’ny 9 ora alina. Hamerina indray ireo hiran’ny taona 80 sy 90, nahafantarana an’Ingahibe, izay mbola matsiro kokoa miaraka amin’i Fara Gloum izy ireo. Njara Marcel-Le Glacier. […]
SOMBIM-BAOVAO
Notoloran’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena baolina kitra sy basikety ary “maillots”, ireo tanora mpanao fanatanjahantena ao amin’ny distrikan’i Mahabo. Nahazo solosaina sy imprimante ary “box internet” ihany koa ny CEG ao an-toerana. Marihina fa miezaka hampivoatra ny tanora eto amintsika ny MJS. Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny fifaninanana […]




