Tselatra

FANTINA sy FINTINA

Hitsidika ny distrikan’i Moramanga, faritra Alaotra Mangoro, ny filoha Rajoelina, anio. Hoto­kanana amin’izany ny Sekoly ambaratonga fototra faharoa, ny ivontoerana ho an’ny olona manana fahasembanana sy ny zokiolona, ny tranoben’ny serasera sy ny kolontsaina, ny kianja manara-penitra, ny tetezana Mangoro izay vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny governemanta japoney. Tsy hisokatra ny […]

TSELATRA

Jiolahy iray voasambotry ny polisin’ny Sag sy ny CSP5 Mahamasina teny Anosy, afakomaly. Nanao ny asa fisafoana sy fitandroana ny filaminana teny amin’iny faritra iny toy ny fanaony ny polisin’ny Sag ka nahita jiolahy hafahafa fihetsika. Niroso tamin’ny fisamborana azy avy hatrany ny polisy. Nandositra anefa izy ka raikitra teo […]

SOMBIM-BAOVAO

1 067 ny isa azon-dRasoanaivo Razafy Laura, hatramin’izao, taorian’ny “Grand Slam de Paris”, judo, natrehiny farany teo. Mbola tsara toerana izy, ao ana­tin’ny fifanintsanana amin’ny “lalao Olympika”, na dia teo aza ny fahareseny ary mbola ao anatin’ny fanomanana tanteraka. Nahatontosa lalao fifaninanana basikety lalao­vin’olona telo, eo amin’ny sokajy zazavavy latsaky […]

INDRAY MIJERY

Miroso amin’ny asa fanapenana ny lalana feno lavadavaka eto Antananarivo indray ny faritra Analamanga taorian’ny fanadiovana ny fako tetsy Anosimpatrana. Niteraka fahasimban’ny lalana ny firotsahan’ny orana matetika ka ilana fanarenana haingana izany mba tsy hiitatra. Nanomboka tamin’ny lalana etsy Ampasika 67 ha izy ireo, omaly ary mitohy hatreny Andavamamba. Anaovan’ny […]

TARATRY ny KANTO

Daniel Ramoroson Trio, etsy amin’ny No Comment Bar. Hitondra ny hira vokatry ny tany, misy fototra nentim-paharazana indray ry Radany Marovany sy ny ekipany, anio manomboka amin’ny 8 ora alina, eny Isoraka. Marivany, gitara ary amponga no hanaraka ireo hira nosafidina handrotsy sy hanainga ny fanahin’ireo ho avy hianoka izany […]