“Talent show”, eny amin’ny Centre Arrupe Magagasikara. Eny Faravohitra ity hetsika ity, anio atoandro, manomboka amin’ny 12 ora sy sasany. Vahiny voalohany mandritra ny hetsika i Navin, mpamoron-dihy sy mpandihy ary mpihira. Hitafatafa sy hitarika ny dihy koa ity mpanakanto ity mandritra izany. Maimaimpoana ny hetsika. “Silo Quartet – No […]
Tselatra
FANTINA sy FINTINA
Nalefa eny amin’ny HCC ny raharaham-pitsarana ho an’ny depiote Ralambozafimbololona Fetra, araka ny didy savaravina, omaly. Mihemotra amin’ny 12 marsa izany ny didy. Herintaona sazy mihantona kosa ho an’ireo voasambotra tamin’ny hetsika fotsy. Samy voaheloka 30 volana an-tranomaizina sazy mihantona ny filohan’ny Seces Sampana Antananarivo, Pr Ravelonirina Sammy Grégoire sy […]
TSELATRA
Mpirahavavy 6 taona sy 11 taona samy niha ran’ny fanolanana tao Dzamandzar Ampasy, Nosy Be, afakomaly tamin’ny 4 ora maraina. Mpitondra Bajaj ny rain’izy mirahavavy ireto ka niasa alina. Nidiran’ny tsy mataho-tody anefa ny trano ka voaolana ireo zanany mirahavavy. Lehilahy iray nangalatra fahitalavitra naiditra am-ponja etsy Antanimora, ny alatsinainy […]
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina nanomboka omaly ny fifaninanana nasionaly taom-pilalaovana 2024, ho an’ny taranja billard. Araka ny fanazavana avy amin’ny fikambanana Voay, natao hifantenana ireo mpilalao hiady ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2024”, any Malte, ny volana novambra ho avy izao, izy ity. Nifarana ny 4 febroary lasa teo ny fiadiana ny ho […]
INDRAY MIJERY
Nitohy tao Faratsiho, faritra Vakinankaratra, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny fanitarana ny fampiofanana arakasa ataon’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Ny famakiana vato sy fandrariana ary fametrahana rarivato no natao tamin’ izany ka vehivavy ny ankamaroan’ireo mpiofana. Taorian’ny tombana nataon’ireo mpiofana amin’ ny sehatrasa mifandray amin’ny internet, […]




