Tselatra

TARATRY ny KANTO

“Velakevitra momba ny haisoratra”. Hotontosaina anio, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro izy ity, ao amin’ny Efitano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. Iarahana amin’ireo andrarezina roalahy: Ratrema William sy Ranöe. Iry voalohany hamakafaka ny “Hasin’ny teny malagasy”, raha toa ka hamelabalatra ny “fomba hiainana ny teny malagasy” kosa ny faharoa. Seho […]

FANTINA sy FINTINA

Miato aloha ny fizarana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro, tanterahin’ny filoha Rajoelina Andry. Hiverina hitohy izany ny alatsinainy 18 desambra izao. Tsiahivina fa mitondra karatra maha mpikambana sy karapanondro ary karnem-pokontany ireo hisitraka izany. Miisa fito hatramin’izao ireo filoham-pirenena Afrikanina ho avy hanotrona ny fametrahana ny filohan’ny Repoblika. Andro hanaovany […]

TSELATRA

Zazalahy voairaka hitoto vary, hita faty natelin’ny rano tao Manampotsy, faritra Atsinanana, afakomaly. Niandry filaharana teo amin’ny fitotoam-bary izy ka nanararaotra nilalao rano. Tsy hita popoka nanomboka tamin’ny 3 ora tolakandro. Navoakan’ny rano afakomaly hariva ihany io tovolahy io saingy efa tsy nisy aina intsony. Tovolahy hamonjy fianarana, maty voahosin’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina teny amin’ny kianjan’ny Saint Michel Amparibe, ny sabotsy lasa teo, ny fanokafana ny taom-pilalaovana 2023-2024 ho an’ireo sokajy zandriny, eo anivon’ny seksiona baolina kitra Antananarivo Renivohitra. Tanjona ny hampivelatra ny baolina kitra eny ifotony, indrindra ireo kilonga. Hotanterahina manomboka anio ny andro faran’ny fifanintsanana isam-bondrona, fiadiana ny ho tompondakan’i […]

TARATRY ny KANTO

Veloma farany an’i Delacre. Nifanotrona tamin’ny fianakaviana tany an-tranony, tonga teny amin’ny Tranompokonolona Analakely nanomezam-boninahitra azy, avy eo teny amin’ny Ekar Antanimena ary nanatitra azy teny amin’ny fonenany farany eny Soavina ireo mpanakanto namana sy mpankafy azy. Nampirotsaka ny ranomason’ny maro ny nisafidianana ny hirany tamin’ny fidirana tao am-piangonana. Mitoetra […]