Tselatra

TSELATRA

Mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny Hopitalibe Toamasina ny raim-pianakaviana iray, naratra mafy tao Ampasimbe Manantsatrana. Notapahim-badiny tamin’ny antsy ny filahiam-drangahy raha iny variana natory iny izy. Niongotra mihitsy izany. Disadisa ara-pitiavana teo amin’izy mivady no nahatonga izao ratra nahazo azy izao. Fitadiavana rano mavesatra «Mercure» no mampirongatra ny fanapahan-doha ao […]

SOMBIM-BAOVAO

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy 25 novambra teo, teny amin’ny kianjan’Itaosy ny taom-pikatrohana 2023-2024, ho an’ny ligin’Analamanga, taranja Volley-ball. Tonga maro namaly ny antso ireo klioba. Hetsika maro toy ny filatroana, fifaninana Tik Tok, Zumba ary ny « Volley Spectacle » no nitranga nandritra izany. Misongadina tanteraka ao amin’ny klioba Al […]

INDRAY MIJERY

Navoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny herinandro lasa teo, ilay horonantsary fanadihadiana “Miaro ny vehivavy”. Ny zava-misy mandritra ny asa fanentanana sy fandraisana an-tanana ireo vehivavy tratran’ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza, manerana ny toerana iasan’ny fondation Akbaraly, no tantarainy amin’izany. Ny fanabeazana dia mahakasika ny rehetra ary ny tranga […]

VAOVAO TAMBATRA

Nahazo fitaovana ireo mpanjono any amin’ny distrikan’i Soalala, faritra Boeny, omaly. Anisan’izany ny salotra vonjy aina miisa 70, harato sy ny kojakoja miaraka aminy, mitotaly 50. Nilaza ny minisitry ny Jono, Mahatante Paubert, fa santatra ihany ireo, fa mbola hisy ny fanampiana hafa. Mitotaly 34 500 ny tanora any amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Hamoaka ny “Mirantsana” ry Babai Lugu. Hi­ra vaovao hivoaka anio izy ity, raha ny nambaran’i Goul, lehiben’ny tarika. Amin’ireo “plateformes” fividianana hira efa mahazatra, toa ny Spotify sy ny Deezer no azo jifaina sy henoina izany. Anisan’ireo hira handrafitra ny rakikira vaovao, izay hivoaka tsy ho ela io hira io. […]