Tselatra

FANTINA sy FINTINA

Tsy mitombina sy tsy azo raisina ny voka-pifidianana havoakan’ny HCC, anio, araka ny fanambaran’ny Vondron’ny kandidà 11. Miantso ny hery rehetra eto amin’ny firenena izy ireo hisokatra sy hiaraka hanohy ny tolona. Tsy ho ela intsony izany. Hanomboka anio ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy (Rale). Hifarana amin’ny tapaky […]

TSELATRA

Fiara tsy mataho-dalana iray nifatratra tany anaty tanimbary tetsy Tsarasaotra, omaly atoandro. Avy nifaoka fiaran’olon-tsotra , nitsoaka nandositra io fiara io, nentin’ny mpamily. Nivarina tany an-tanimbary anefa izy rehefa nahazo ny lalam-baovao mampitohy an’Ivato sy Tsarasaotra. Tsy hita popoka ilay mpamily ny fiara. Lehilahy mpivarotra rongony voasambotry ny polisin’ny STUP […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiatrika ny « Grand Slam de Tokyo », taranja Judo, any Japon, Rasoanaivo Razafy Laura, ny fiandohan’ ity volana desambra ity, tafiditra anatin’ny fanomanana ny « JO 2024 », atao any Paris. Efa nanainga teto an-tanindrazana izy ny talata teo. Ankoatra ny fifanina­nana, hisy ihany koa ny fanazaran-tena iraisam-pirenena hatrehiny, hatramin’ny 16 desambra izao. […]

INDRAY MIJERY

Nanatrika ny fivoriambe faha-12-n’ ny filankevitry ny fiangonana afrikanina rehetra natao tao Abuja Nigeria, ny mpitandrina Andriamihafa Lanto Chantal sy Rako­tomamonjy Helisoa Miora Fanantenana, Mpana­zava avy ao amin’ny Faritany Analamanga Avaratra. Nandi­nihana lohavevitra 12 ny fihaonana. Saro-pady ny fampiasana fanafody ka manentana ny minisiteran’ny Fahasalamana amin’ny fanarahana tsara ny toromariky […]

TARATRY ny KANTO

Handray anjara amin’ny “Hellfest” ry Loharano. Vaovao lehibe ho an’ny tontolon’ny mozika rock sy metal izany, satria sambany vao hisy tarika malagasy hiaka-tsehatra amin’ity festival lehibe indrindra ity. Hotontosaina any Frantsa, ny 27 hatramin’ny 30 jona 2024, ny andiany faha-17 amin’ity hetsika ity, ka hilahatra amin’ireo tarika malaza maneran-tany amin’ny […]