Nanao hetsika “Fotsy” ho fanoherana ny voka-pifidianana koa ny Malagasy miasa sy monina any Montréal-Canada, ny faran’ny herinandro teo. Nambaran’izy ireo fa tsy azo ekena iny fifidianana iny. “Mila hapetraka ny tany tan-dalàna”, hoy izy ireo. Miantso ny tokony hijoroana ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, araka ny fanambarany tao […]
Tselatra
TSELATRA
Naiditra am-ponja vonjimaika, omaly, ny kolonely roa voalaza fa nikasa hanongam-panjakana sy hanao fikomiana. Nikasa hitarika miaramila, hanakana ny fizotry ny fifidianana ho filoham-pirenena izy ireo, araka ny antontan-taratasin’ady. Natolotra ny fampanoavana rehefa notazomina nandritra ny herinandro mahery teny anivon’ny zandarimaria izy ireo. Renim-pianakaviana iray voaendaka tao anaty taxi-be teo […]
VAOVAO TAMBATRA
Nanomboka ny 23 novambra teo ny fanamboarana ny lalana Faravohitra sy Ambohiborona. Any anatin’ny distrikan’i Faratsiho, faritra Vakinankaratra, ity toerana ity. Mirefy 33 km ity lalana ity, ka anisan’ny hatao ny any Ampakandrano sy Ambatofotsikely. Hamafisina koa ny vahilava. Natao teny amin’ny toerana Au Bois Vert eny Ivato, ny 24 […]
INDRAY MIJERY
Fanentanana ataon’ireo mpanentana ara-pahasalamana eny ifotony, ny tokony hitandremana fatratra ataon’ireo reny mitondra vohoka amin’ny valanaretina tazomoka. Ankoatra ny fatoriana anaty lay misy odimoka, misy ihany koa ny fanaovana TPI. Fanafody tazomoka atelina mandritra ny fisafoana izy io. Na dia tsy eo amin’ny toerana maha governora intsony aza ny tenako […]
Sombim-baovao
Hotanterahina anio, eny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny fitiliana ireo Malagasy mpilalao miisa 60, izay voafantina manerana ny faritra. Miisa efatra ireo vahiny teknisianina ho avy eto an-tanindrazana, anisan’izany ny klioba Frantsay, Losc Lille. Marihina fa natao hampivoarana ny baolina kitra eto amintsika izany. Nisaraka ady sahala 1 no ho […]




