Niakatra fitsarana omaly, tao amin’ny efitra fahadimy, Lapan’ny Fitsarana Anosy, ny raharaha Ntsoa VHF. Tonga tao an-toerana ireo voampanga ka anisan’izany ilay renim-pianakaviana iray voalaza fa sakaizan’i Ntsoa. Teo koa ilay mpamily sy ireo niray tsikombakomba taminy. Nahemotra amin’ny fotoam-pitsarana manaraka izany satria tsy tomombona ny pitsopitsony ara-pitsarana teo amin’ny […]
Tselatra
SOMBIM-BAOVAO
Karate. Lany hitantana ny seksiona Karate-do Ambatondrazaka, Randriamahanoro Nirina Willy. Fifidianana notontosaina, omaly, tao amin’ny DRJS Ambatondrazaka, ka klioba 5 no tonga nandatsa-bato. Ny 6 oktobra izao no hanaovana ny fifidianana eo anivon’ny ligin’Alaotra Mangoro. Basikety “Road to BAL”. Tsy ho avy eto Madagasikara hiatrika ny dingana voalohan’ny fifanintsanana amin’ny […]
INDRAY MIJERY
Mitohy hatramin’ny anio ny atrikasa fampahafantarana ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny zon’ny olona manana fahasembanana, tanterahina etsy Tsiadana. Mandray anjara amin’izany ireo fikambanan’ny olona manana fahasembanana miisa 12 ary manana ny solontenany ireo olona manana toe-batana varira. Mandritra ny telo andro hanatanterahana ny varavarana misokatra amin’ireo hopitalim-panjakana manerana ny Nosy, […]
TARATRY ny KANTO
Horonantsary fanadihadiana. Ankoatra ny maha fialamboly, amin’ny maha horonatsarimihetsika azy. Mirakitra fahalalana sy fandalinana maro ihany koa ny horonantsary fanadihadiana. Raha ho an’ny eto Madagasikara manokana, azo trandrahana tsara ity sehatra ity ary maro no tokony hanatanterahana azy. Rantin-tsary fanabeazana. Tontosaina eny amin’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo, manomboka ny 30 septambra 2023 […]
Vaovao tambatra
Tafakatra 94,5 dolara ny vidin’ny solika iray barila eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. 72 dolara tamin’ny jona 2023 teo. Milaza ny mpahay toekarena iraisam-pirenena fa mety hisondrotra io vidiny io, satria hiditra amin’ny ririnina ny any amin’ny ilabolantany avaratra. Manomboka androany ka hatramin’ny alahady izao ny “Tsenaben’ny fambolena sy ny fiompiana […]




