Lehilahy iray niampita tampoka, maty voafaokan’ny moto teny Marais Masay, omaly maraina. Nandeha mafy ilay mpitondra moto. Nipoitra tampoka tamin’ny toerana tsy fiampitana anefa ilay lehilahy ka avy hatrany dia nifatraran’ny moto. Tapa-tanana ilay vazaha nandona ka nentina notsaboina eny anivon’ny hopitaly. Olona telo voasambotra atao fanadihadiana momban’ny vono olona […]
Tselatra
SOMBIM-BAOVAO
Taorian’ny lalaon’ny Nosy 2023, izay natao teto amintsika, hifindra any amin’ny klioba St Denis La Réunion, Razafindraibe Rajo-Berajo, vodilaharana Barea, araka ny vaovao omaly. Tsiahivina fa tao amin’ ny Jet Kintana FC no nilalao i Berajo teo aloha ary anisan’ireo vodilaharana nitondra avo ny Barea tamin’ny Chan Algerie 2022 ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mampiomana ny Jirama fa hofoanana ny « auto-relevés », fakan’ny mpanjifa mivantana ny fandaniana jiro sy/na rano amin’ny kaontera. Hanomboka hitety tokantrano haka ny tarehimarika ny mpiasan’ny Jirama amin’ity volana septambra ity. Maro ireo mimenomenona manoloana izany any anaty tambajotra sosialy. Miisa 34 000 ny andrin-jiro vaovao an’ny Jirama vita […]
INDRAY MIJERY
Araka ny tapaky ny fivoriambe, hanisa ny mpikambana ao aminy ny Seces Sampana Antananarivo, ka misy fandaminana mikasika izay ho an’ny mpikambana rehetra. Hanatanteraka fivoriambe fanehoan-kevitra koa ny Fiombonamben’ny Sendikàn’ny mpiasa Malagasy FSMM sy ny SECES ny sabotsy ho avy izao, eny amin’ny “Cathédrale DEGS”. Ny “vacataire” izay maro anisa […]
TARATRY ny KANTO
« Café-Histoire ». Johary Ravaloson, nanoratra ny boky « Ratsimilaho, roi des Betsimisaraka” no hitafa amin’ny mpankafy ny “Café-Histoire”, ny sabotsy 23 septambra 2023, eny amin’ny Musée de la Photographie de Madagascar, Anjohy. Ny mahakasika ny boky sy ny manodidina ny voalaza ao anatiny no horesahan’ity mpanoratra ity amin’izany. “Rire de lire”. Tontosa […]




