Olona iray maty, efa naratra. Io no vokatry ny fianjeran’ny fiaramanidina kely iray hofain’ny orinasa Aqualma amin’ny Sky Service tao Fenoarivo Besakoa kaominina ambanivohitr’i Mahajamba Mahajanga II. Teo am-piaingana no nitranga ny loza. Nianjera ka nirehitra avy hatrany ilay fiaramanidina. Nentina hopitaly ireo naratra. Olona telo tratra tao anaty kamiao […]
Tselatra
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 4 septambra izao ny fifidianana izay ho filoha vaovaon’ny federasiona malagasin’ny volley-ball, hitantana mandritra ny 4 taona manaraka, araka ny tetiandron’ny FMVB. Fifidianana izay hatao ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Tsy maintsy mahavita fifidianana mialohan’ny 27 aogositra avokoa, araka izany, ny ligy rehetra. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly, […]
INDRAY MIJERY
Hisy ny fihaonambe fampivondronana ny mpiasa, karakarain’ny Fiombonamben’ny sendikàn’ny mpiasa malagasy(FSMM), rahampitso, ao amin’ny «Cathédrale DEGS», oniversiten’Antananarivo. Ny mpiasa mivondrona ao amin’ireo sendikà manerana ny Nosy no mpamokatra sy mampihodina ny firenena ka tsy azo ekena intsony ny fanaovana ankilabao azy ireo. Ny varatraza malefaka no handrafitra ny toetry ny […]
TARATRY ny KANTO
Poopy 40 taona niseharana. Anjaran’ny mponin’i Mahajanga indray ny hianoka ny seho miaraka aminy, ny alahady 3 septambra izao, manomboka amin’ny 6 ora latsaka fahatelony hariva, ao amin’ny Les Roches Rouges. Fampisehoana tokana, amin’ity taona ity, hiarahan’ny tarika Poopy amin’ireo mpitia zavakanto ao Mahajanga sy ireo miala sasatra any an-toerana. […]
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra 35 000 ha ny ala arovana any Tsitongambarika, faritra Anosy, tohanan’ny Fondation Fondation Hempel. Mitantana azy ny fikambanana Asity Madagasikara-Birdlife. Anisan’ny asa atao ny fanamafisana ny fiambenana sy ny fanaraha-maso, ny fanatsaarana ny velon-tenan’ny mponina. Nahatratra 27 416 ny isan’ny olona nivezivezy tao Ankify, Hell-Ville, Ambatolaoka, Ambondrona. Nanatrika ny […]




