Misokatra manomboka anio ny fametrahana dosie ho an’ireo kandidà hofidiana ho filoham-pirenena ary hifarana ny 6 septambra. Miisa 15 ireo antontan-taratasy ilaina haterina etsy amin’ny HCC Ambohidahy. Miisa 10 aloha hatreto ireo kandidà ka vehivavy ny roa. Mitaky hatrany ny hiarahan’i Betroka amin’ny faritra Ihorombe ny depiote Randrianosolo Nicolas. Tsy […]
Tselatra
Tselatra
Andro miditra ! Nivarina tany anaty rano tao Vohiparara Ranomafana, RN25, omaly, ny fiara iray nitondra razana. Resin-tory tampoka ny mpamily ka tsy nahafehy ny familiana intsony. Nisy tamin’ireo fianakaviana tao anaty fiara no naratra. Tsy nisy kosa ny aina nafoy. Voatery naiditra ambalampamonjana ny kamiaobe iray nitondra olona marobe niaraka […]
SOMBIM-BAOVAO
Nigadona, omaly, teny Ivato, ireo Seyseloa mpilalao baolina kitra hihaona amin’ny Barean’i Madagasikara. Marihina fa hifandona etsy amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny alakamisy 24 aogositra ho avy izao, izy ireo. Tsara marihina fa Malagasy ny mpanazatra an’i Seychelles, Bruno Saidina. Tonga nitsidika ireo atleta mpikatroka ny taranja tolona ny solombavambahoakan’ny […]
INDRAY MIJERY
Mampahafantatra ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa foana ny tsenan’i Mahamasina ny alakamisy 24 aogositra ho avy izao ka ilazana ireo mpivarotra rehetra. Antony, anisan’ny hiatrehana ny lalaon’ny Nosy ny kianja Barea etsy Mahamasina sy ny manodidina azy. Miverina amin’ny laoniny izany, ny 7 septambra. Iandraiketan’ny sampandraharaham-paritry ny fanabeazana sy ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Vita ny lalana « rocade extérieure » ao amin’ny kaominina Betsinjaka Toliara sy ny lalana rarivato antsoina hoe Andakoro, ao an-tampon-tanànan’i Toliara ; nohavaozina ho lasa hanana fanamarinana iraisam-pirenena koa ny seranam-piaramanidina. Hampitombo ny mpizahatany ireo, nilaza ny filoha Rajoelina ny hitandroan’ny mponina ny fahadiovana. Misy tetibola manokana ampiasain’ny Madagascar National Parks […]




