Azo raisina ny fakan-kevitry ny mpisolovava, ny Me Ratrimoarivony Solo, mpiaro ny Jly Ravalomanana Richard, ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), araka ny fanapahan’ny HCC lah. 02-HCC/D2, omaly. Momba ny fitarainana manokana ny amin’ny tsy maha araka ny lalàmpanorenana ny fisamborana sy fitsaran’ny tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac) ny […]
Other News
Nibaliaka nahafinaritra
Anisan’ny nahaliana sy nahasarika ny mpahay habakabaka ny omaly tolakandro. Vanim-potoana tsy fahita firy ny diavolana fenomanana tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Nidorehitra mena ny volana izay nifanandrify tamin’ny masoandro sy ny tany. Filaharana izay tsy fahita firy eny an-danitra ambony eny. Mifono zava-dalina ho an’ny sokajin’olona mino ny […]
Profesora Andrianaivotseheno Ravaka: « Hamafisina ny fiaraha-miasa amin’ireo sampandraharaham-panjakana »
Nivoitra tao anatin’ny fivoriana niarahan’ny minisitera valo sy ny mpiahy ara-drariny notarihin’ny profesora Ravaka Andrianaivotseheno, omaly, fa hamafisina ny fiaraha-miasa amin’ireo sampandraharam-panjakana… Minisitera valo no nahazoan’ny teo anivon’ny Mpiahy ara-drariny fitarainana be indrindra avy amin’ny vahoaka. Manoloana izany, nisy ny fivoriana niarahan’ny eo anivon’ny Mpiahy ara-drariny sy ireo minisitera voakasika, […]






