Other News

Zanak’Androy : Manameloka ny faniratsirana ny Filoha

Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny Acsa Ambohidahy, ny za­nak’Androy. Navoitran’izy ireo tamin’ny fanambarana nataony ny fanamelohany ny faniratsirana sy fanimbazimbana ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Mi­chaël, tamin’ny alalan’ny sary maka endrika alika. «Melo­hinay tanteraka ny fampitoviana ny filoha Randrianirina Michaël amin’ny amboa amin’ny maha zanakay […]

TARATRY ny KANTO

«Voha vavahady ho eo an-tokotanin’ny sarimihetsika». Io indray ny lohahevitry ny zara haizatra am-pamoloana, izay hotontosaina anio amin’ny 2 ora sy sasany, etsy amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim­pirenena Anosy. Hitarika ny dinidinika mandritra izany i Mina Ilarion, mpanoratra tantara sy manana traikefa amin’ny tontolon’ny sarimihetsika. Araka ny anaran’ny hetsika rahateo, natao […]

Fampianarana – Kolontsaina : Mila ovaina ifotony ny taranja malagasy sy tantara

Iray amin’ireo seha-panabeazana mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny hoavin’ny tsirairay sy ny firenena manontolo ny fampianarana. Taranja maro no ianarana any an-tsekoly. Hatramin’ izao, mbola tsy tena hita soritra mi­vaingana ny fiantraikan’ny fa­haizana an-taratasy ireny ta­ranja ireny, raha ho an’ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora malagasy sy […]

« International Catering Cup 2027 » : Fantatra ny ekipa malagasy hifaninana

Ekipa roa no nifanandrina tamin’ny dingana famaranana. Ny iray tamin’ireo no naharesy lahatra, ka hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fifaninanana hainahandro iraisam-pirenena, « International Catering Cup 2027 ». Ny Chef Herizo Jiair Rakotoniana eo amin’ny hainahandro, ary ny Cheffe Onja Feno Ramanan­tsoa eo amin’ny « pâtisserie ». Izy mianadahy ireto no nandrafitra ny […]