Other News

Tsara ho fantatra : tsy aretina fa toe-batana ny « autisme »

Atokana ho Andro maneran-tany ho an’ny olona mifefy tena (autiste) ny 2 avrily. Nikarakara varavarana miso­katra ny foibe Sammy ‘O, eny Ankadivory Ambohima­mory, ny sabotsy teo, nankalazana izany, izay mitaiza ankizy sy tanora, sokajiana ho «autiste». Nifa­nakalo fahalalana sy hevitra ny rehetra tonga, toy ny ray aman-dreny manana zanaka mifefy […]

Fampirantiana chocolat: “Fampiroboroboana ny fihariana”

Maherin’ny 3500 ireo olona nijery fampirantiana momba ny chocolat (salon du chocolat) tao amin’ny Carl­ton, ny faran’ny herinandro teo. Azo ambara fa nahomby tanteraka. Fampirantiana no­ka­rakarain’ny Fikambanana Wednesday Morning Group (WMG), tohanan’ny banky BNI Madagascar. Ny roa voafidin’ireo mpitsara nahafa-po indrindra dia ny tranohevan’ny Sambika sy Gourmet. «Ny tombontsoa azo […]

Planète Vivante: mety ho ripaka tanteraka ny sokatra mialohan’ny 2050

Araka ny tatitra ataon’ny « Planète Vivante » isaky ny roa taona avoakan’ny WWF, manambara fa mandalo fo­toan-tsarotra ireo bibidia anaty ala eto Madagasikara. Mampanahy ny hoavin’izany eto Madagasikara, manana betsaka indrindra maneran-tany, 80 % eto an-toerana ihany no ahitana azy ( 91 % biby mandady, 80 % zavamaniry). Haingana loatra ny […]

FISEMARE : tokony ho 1 tapitrisa Ar ny karama farany ambany

Tsy ampy ny karama farany ambany, 250.000 Ariary apetraky ny fanjakana, raha ny fanambaran’ny sekretera jeneralin’ny Fisemare (Firaisam­ben’ny Sendikan’ny mpiasa malagasy Revolisionera), Ma­nanandro Raphael, raha niresaka tamin’ny mpanao gazety. Nilaza izy fa tsy mahavita na inona na inona izany manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana ankehitriny. Tokony ho­jeren’ny fanjakana ny hisitrahan’ny mpiasa […]