Other News

Ravalitera Jacques Michaël: “Mila saro-piaro amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny tsirairay”

Nifarana ny fanisana mpifidy mitety tokantrano. Aiza ho aiza ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy amin’izao? Manazava ny mpanolotsaina eo anivon’ny Ceni foibe, Ravalitera Jacques Michaël: “Samy mila saro-piaro amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny tsirairay, fa tsy ny mpanao politika ihany.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny amin’izao fiafaran’ny […]

Prix RFI Talents du rire 2022 : lasan’i Stephan Dipita ny amboara

Voafidin’ny mpitsara ho mpandresin’ny “Prix RFI Talents du rire 2022” andiany fahavalo i Stephan Dipita, mpanao hatsikana avy ao Cameroun. Mandritra ny famaranana ny hetsika lehibe “Abidjan Capitale du rire” andiany fahavalo no anehoana azy an-tsehatra sy hanolorana azy ny amboara 4 000 Euros. Ny “Festival Abidjan Capitale du rire” […]

Andrarezin’ny hira malagasy : hotanterahina ny “Herinandron’i Gabhy”

Hotontosaina, ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, efitrano David Jao­ma­noro, ny 24 febroary ka hatramin’ny 3 marsa izao ny hetsika “Herinandron’i Gabhy”, karakarain’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Fotoana hampahafantarana ity andrarezin’ny hira malagasy ity. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny famoahana sy fanolorana ny boky “Gabhy Kintan’ny Kanto”, vela-kevitra momba ny “Ny […]

Literatiora : mitohy ny hetsika momba ny fombam-pitenenana

Tontosa ny alarobia 1 febroary 2023, teny amin’ny Tranombokim-pirenena, ny ve­lakevitra momba ny teny malagasy. Lohahevitra ta­min’izany ny hoe “Ny fombam-pitenenana malagasy”, izay novelabelarin’i Sitraka Tanteraka Feno. Hisy foana ny hetsika sahala amin’itony ho fanatrarana ny tanjon’ny fi­ka­m­banana dia ny hanokatra sehatra ifanakalozam-pahalalàna mikasika ny kolontsaina sy ny literatiora ary […]

Hiditra amin’ny andiany fahatelo…: misokatra hoan’ny talenta marolafy ny “Festival Miaraka”

Rehefa mety ho sokajin-javakanto, hanentanana ireo mpanantalenta avokoa. Izay endrika fiarahana izay rahateo no lalantsaina voizin’ny “Festival Miaraka”… Hetsika hoan’ny forona maroloko, fanao isaky ny roa taona izy ity. Hotontosaina ny 3 hatramin’ ny 8 avrily ho avy izao ny andiany fahatelo amin’ny “Festival Miaraka”. Efa nanomboka ny fiantsoana ireo […]