Fampisehoana tsy dia mahazatra ny « Miray marotady », tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, omaly alahady. Tsy nahasakana ny mpankafy mozika ny fiovan’ny anaran’ny tarika Alalà ho Babai Lugu, fa vao mainka aza toa nandrisika azy ireo tonga nameno ny toerana. Ny ankamaroan’ny mpijery dia efa naharaka tsara ny mozikan’i Goul sy ny […]
Other News
Rap gasy: mbola mitana ny fototra ry Da Hopp
Ny antitra, antitra ihany… Fa tsy mbola antitra akory ry Da Hopp, na ry zalahy aza no zokiny indrindra eo amin’ny tontolon’ny rap gasy. Tsy mbola lefy laza ihany koa, raha tarafina tamin’ireo seho roa notontosainy tamin’iny herinandro iny. Fandraisana anjara tamin’ny “Festival Zaza Rap Taiza” ny voalohany ny alakamisy. […]
Nitaraina ireo mpijery…: nisy lesoka ny teo amin’ny fikarakarana ny « Festival Zaza Rap Taiza »
Tokony ho hetsika lehibe nentina nampiakarana avo ny rap ny “festival Zaza Rap Taiza”. Tsy tratra anefa ny tanjona noho ny tsy fahatomombanana teo amin’ny fikarakarana ankapobeny… Soa fa nanome ny tsara ireo mpanakanto malagasy sy vahiny. Tontosa ny 8 hatramin’ny 10 desambra 2022, ny hetsika “Festival Zaza Rap Taiza”, […]
Antenimierandoholona: “Ilaina ny fitoniana…”
“Fitoniana sy filaminana no tadiavin’ny vahoaka malagasy, ka tsy ekena ny filalaovana ny fiainam-pirenena noho ny tombontsoa manokana”, hoy ny fanambaran’ny Antenimierandoholona nentin’ny filohany, Razafimahefa Herimanana, teny amin’ny Lapan’Anosikely, ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny toe-draharaha, fikononkononana fitsipaham-pitokisana saika hatao tamin’ny governemanta tamin’ny fanangonan-tsonia. Manoloana ny toe-draharaha politika misy eto […]
Antoko Fiombonana : “Misy tsy fahalavorariana matoa misy fitsipaham-pitokisana”
“Rehefa tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena, miafara amin’izay fitsipaham-pitokisana izay”, hoy ny Sekretera jeneralin’ny antoko Fiombonana, Retogniane Durlin, manoloana ny fitsipaham-pitokisana ny governemanta nokasain’ny eo anivon’ny Antenimierampirenena hatao fa nandamoka. Matoa misy ny fitsipaham-pitokisana toy izao ary tsy vao izao i Madagasikara no niaina an’izany, misy ny karazana tsy […]






