Other News

Dans le collimateur de la Justice: Antoine Rajerison se dit victime d’une persécution politique

La Justice a transmis à l’Assemblée nationale une demande de levée de l’immunité parlementaire du député Antoine Rajerison, élu à Arivonimamo, dans le cadre d’une affaire liée à des soupçons d’actes de déstabilisation et de financement présumé en lien avec Yves Rajoelina. Le député a fermement rejeté ces accusations, affirmant […]

TSELATRA

Olona roa nahatrarana rongony 24 fatorana tao Sahavinaky, kaominina Andilamena, omaly. Nokasaina hamidy ireo entana ireo. Tsikaritry ny mpitandro filaminana tampoka ka notanana ireo nitondra azy. Nodorana ireo zava-mahadomelina. Moto iray hitan’ny mpitandro filaminana teny amin’ny kaominina Mandrosoa Ivato, omaly. Nape­traky ny olon-tsy fantatra teo amoron-dalana io moto io. Ahina […]

Novonoiny ny vadiny: namono tena ilay rangahy fa tsy maty

Tsy fahazakana ny hisaraka noho ny disadisa. Raim-pianakaviana iray indray no namono nahafaty ny vadiny tany Antanambao Manampontsy, omaly maraina. Nananton-tena tamin’ny tady izy, taorian’izay, saingy tsy maty. Efa voasambotry ny zandary ny tenany. Renim-pianakaviana iray, 17 taona, maty notsindromin’ny vadiny tamin’ny antsy, tany amin’ny fokontany Ampasimena, kaominina ambanivohitra Anta­nambao […]

Taranja tenisy – Billie Jean King Cup: Fantatra ireo mpilalao hiaro ny voninahi-pirenena

Afaka iray volana, hiatrika ny fifaninanana afrikanina eo amin’ny taranja tenisy, sokajy vehivavy, «Billie Jean King Cup», ho an’ny vondrona fa­hatelo i Madagasikara. Araka ny fikarohana natao, hotanterahina atsy Gaborone Botswa­na, ny 13 hatramin’ny 18 jolay ho avy izao izany. Nampafan­tarin’ny Federasionina malagasin’ny tenisy (FMT), oma­ly, tetsy Andraharo, ny anaran’ireo […]