Other News

Karaman’ny Coach Rôro: « Efa voaloa avokoa ny anjaran’ny FMF »

Namaly an-dRakotondrabe Romuald (Coach Rôro), mpanazatra ny Barea, ny amin’ny tsy mbola nandoavana ny karamany ny federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nitondra fanazavana mahakasika izany, tamin’ny mpanao gazety, teny Carion, omaly, Ratovohery Solo, filohan’ny vaomieran’ny fifaninanana sady komity mpanatanteraka. “Efa nanao fanamarinana ny federasionina fa efa voaloa avokoa ny anjarany, […]

DAKA AN-JORONY Dia mitaky hoe : Omeo, omeo

Rehefa tezitra amin’ny tomanin-janany ny reny na ny tabataban’ny mpianatra ny mpampianatra dia heno hatrany ny hoe : Mangina fa mankarenin-tsofina. Tato ho ato, tsy vitan’ny mankarenina fa mankadilo ny besinimaro ny resa-bola ao anatin’ny ekipam-pirenena. Nitaky azy ny mpila­laon’ny Makis Ladies. Nahamenatra fa hitan’izao tontolo izao, nidongy teo afovoan’ny […]

« Championnat des Nations » – U18 : Norombahan’i Madagasikara ny vehivavy, i Maurice ny lehilahy

Tontosa tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, omaly alahady ny famaranana niadiana ny “Championnat des Nations”, taranja volley-ball sokajy U18 lahy sy vavy, faritra faha-7. Nandrombaka ity andiany voalohany ity, i Mada­gasikara 1 teo amin’ny vehi­vavy ary i Maurice ny lehilahy. Lavon’ny tovovavy malagasy, tamin’ny seta 3 no ho 0 (25/21 […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanafatra gazoala mivantana avy any ivelany ny Jirama. Hamatsiana ireo toby mamokatra herinaratra mandeha amin’ny solika no hampiasaina azy. Misy ny fepetra manokana noraisina hanatanterahana ny fifanarahana famatsiana sy fividianana solika. Mandritra ny enim-bolana ny faharetan’ny izany. Natolotry ny minisiteran’ny Fambolena (MiASA) ny Fofifa ny masomboly vary nohatsaraina, nentin’ny filohan’ny […]

Fanatsarana ny fitaterana : Hisy fampiasam-bola mitentina 3 miliara euros

Natao sonia, ny 7 aogositra teo, teto Antananarivo, ny fifanarahana an-kitsim-po (Memenrendum d’entente-MoU), teo amin’ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Andriana­valona Herizo, sy ny filohan’ny Antenimiera ara-toekarena ny GCC Canada-Dubai, Vincent Bernier. Votoatin’ny fifanarahana ny hanavaozana sy hanatsarana ny fotodrafitrasan’ny fitaterana eto amintsika. Laharam-pahamehana ao anatin’ny fohy […]