Other News

Tsipy kanetibe : Handray anjara ny ekipan’ny UBMT

Hotanterahina ny sabotsy 12 sy ny alahady 13 aogositra ho avy izao ny « L’Odyssée des Nations », taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana hatao ao amin’ny Kianja Arena, Montpellier. Anisan’ireo hiatrika izany ny ekipan’ny UBMT, ahitana an’i Onja sy i Donald ary i Tinakely. Ma­rihina fa fifaninanana goavana izy ity satria handraisan’ireo andrarezina […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina manomboka anio, hatramin’ny sabotsy 25 jolay, any Casablanca Maroc, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadet” sy “junior”, eo amin’ny taranja judo. Manana solontena 7 miana­dahy i Madagasikara ka 3 «cadets» ary 4 «juniors». Nahita fahombiazana ny Ankoay, sokajy vehivavy, latsaky ny U23, raha nihaona tamin’i Alzeria, nandritra […]

Kitra – Yas Coupe 2026 : Tafita amin’ny famaranana ny AS Ste Anne sy ny FC Rouge

Notontosaina omaly, tao amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’ i Madagasikara, “Yas Coupe 2026”. Nahazo ny tapakila hiatrehina ny famaranana ny AS Ste Anne sy ny FC Rouge. Ny ekipan’ny AS Ste Anne Bongatsara sy ny FC Rouge no hiatrika ny lalao famaranan’ny “Yas Coupe […]

TARATRY ny KANTO

Samy manana ny maha izy azy. Samy manana ny mampiavaka azy… Mety hitovy ihany, angamba, ireo raha takarina amina hevitra miitatra. Saingy, maro no tsy manaja ny hafa rehefa te hampisongadina ny momba azy. Hitsahina ankitsirano tsotra izao ny soatoavin’ny hafa. Tahaka izany koa ny fomba amam-panao izay tsy azy. […]

Fi.Mpi.Ma – Nivoaka ny « Vadi-bainga »: Kandida tokana Ranoromampionona Voary

Notanterahina omaly, tao amin’ny Tranombokim-pirenena efitrano Dox, ilay hetsika « Tafasirim-pifaliana ». Fotoa­na namaranan’­ Andriam­boavonjy Hanitrini­aina Rava­oma­lala ny 20 taona nitantanany ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma). Nampaha­fan­tarana ny fivoahan’ny boky « Vadi-bainga » nosoratan-dRanjatohery Harilala, mirakitra ny 20 taona nitantanan’­ Andriamboavonjy Hanitrini­aina Ravaomalala ny Fi.Mpi.­ Ma, ihany koa . Misongadina ao anatiny ireo […]