Nahavita lalana tsy nisy lesoka ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra nandritra ny fifaninanana « Tournoi des Grands Élites », izay natao tao amin’ny kianja Velodrome Antsirabe, ny 9-13 desambra lasa teo. Fandresena roa nifanesy sy lalao iray nifarana tamin’ny ady sahala no naha tompondaka azy ireo tamin’ity fifanintsanana ity. Ny […]
Other News
DAKA AN-JORONY : Manaova toy ny fitsahatry ny akondro
Afaka andro vitsy, hifarana ny taona 2025. Fotoana fanaovana jery todika sy fanavaozana ireo mpikambana isanisany amin’ny fitantanana ny fanatanjahantena. Misy ireo efa nahavita ny azy fa ao ireo vao hiatrika izany. Nisy ny mbola tafaverina eo amin’ny toerany satria nahafa-po ny asany ka mila tohizina. Eo koa nefa ireo […]
Fifanintsanana “Coupe du monde”: Lalao 3 no miandry ny Ankoay, ny fiandohan’ny 2026
Hiatrika lalao 3 avy hatrany ny Ankoay ny volana febroary sy marsa 2026. Lalao izay hiadiana ny tapakila hiatrehana ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja Basikety 5×5, eo amin’ny sokajy lehilahy. Taona anisan’ny manan-danja ho an’ny Ankoay ny taona 2026, izay hanatanterahan’izy ireo lalao maromaro hiadiana ny tapakila ho an’ny […]
ONG Ketsa : Misitraka “Herinandron’ny fahasalamana” ny mponin’i Vontovorona
Mahasarika olona maro ny hetsika ara-pahasalamana eny Vontovorona. Ahitana fizahana maso, fijerena nify ary fizahana diabeta izany. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy teny Vontovorona, ny sabotsy teo, ny “Herinandron’ny fahasalamana”. Hetsika karakarain’ny ONG Ketsa, iarahany miasa amin’ny Lions club International Analamanga. Nanomboka ny 13 hatramin’ny 18 desambra hoavy izao ny hetsika. […]
FANTINA sy FINTINA
Nijoro ny vovonana nasionaly GenXYZ. Tanjon’izy ireo ny handray andraikitra hanarina ny firenena. Eo koa ny fitakian’izy ireo ny fanovana rafitra mikatsaka ny tombontsoam-bahoaka. Na izany aza, nanambara izy ireo fa manohana ny fitondrana. «Tsy hisafosafo fa hiteny hanitsy raha misy ny tsy mety», hoy izy ireo. Nodisoin’ny Tim ny […]






