Other News

Birao politika, Ratiankavana Benjamin : « Tsy manana olana amin’ny Tim ny MMM »

Namaly ireo fanaratsiana samihafa, indrindra avy amin’ ny antoko Tim, ny eo anivon’ ny MMM, amin’ny alalan’ny birao politika, Ratiankavana Benjamin. Nambarany fa mi­roso ny fanovana eto amin’ny firenena na eo aza ireo mpanaratsy. « Tsy manana olana amin’ ny Tim na ny depiote Razara Pierre Fidèle izahay. Samy manohana ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 24 ny fanitsiana natao tamin’ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (PLFI) 2026. Ao anatin’izany ny fanesorana sy/na fampihenana ireo karazana hetra sy haba alaina amin’ny PPN sy ny fitaovana ilaina amin’ny fambolena sy ny angovo. Atao laharam-pahamehana ny sehatra fototra sy ny sosialy. Hotanterahina tsy ho ela ihany koa ny […]

“Yas Cyber Security Day”: Ilaina ny fiarovana ny antontan-kevitra

Natao teny amin’ny Radis­son Blue Hôtel, Ambo­divona, ny talata teo, ny “Yas Cyber Security Day”. “Hetsika natokana ho fiarovana ny rafitra niomerika sy ny antontan-kevitry ny mpanjifa na orinasa iray”, hoy ny tale jeneralin’ny Yas Madagascar, Benoît Janin, nandritra ny fanoka­fana. “Tanjona, araka izany, ny hifampizarana ireo fitaovana ahafahan’ny rehetra […]

Bas Mangoky : Sompitr’Atsimo Andrefana

Nitohy tany amin’ny lemak’i Bas Mangoky, distrikan’i Mo­rombe, ny dian’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), Rasatarimanana José Nirina, ny 21 novambra 2025 teo. Toerana anisan’ny sompitry ny vary any amin’iny faritra Atsimo Andrefana iny. Mirefy 7 750 ha ny velaran-tany any amin’ny lemak’i Bas Mangoky. Tototry ny fasika anefa […]