Vita sonia ny 21 novambra teo ny fifanarahana firaketana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fizahantany (MTA), ny ONTM, ny Ravinala Airports ary ny Madagascar Airlines. Napetraka ny « Ndao hiarahana mamerina ny endrik’i Madagasikara » (Reim). Iarahan’ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM) manatanteraka amin’ny mpiara-miombon’antoka maromaro ny hetsika. Hita ao avokoa […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Anisan’ny adin-kiragasy goavana indrindra hatramin’izay. Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Ra Petit, ambadiky ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny alahady 30 novambra izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina, ny « Hiragasy makotroka ». Hikatroka amin’izany ny tarika Rasoalalao Kavia avy any Ampahimanga sy ny tarika Fredy Kely avy any Imerintsiatosika. Tarika roa samy manana ny […]
30 taona niseharana : Hanasa ireo namany ry North & Center
Taona 1995, taona namirapiratan’ny kolontsaina Hip-hop maneran-tany. Nanaraka ny fitsokan’ny rivotra ka nitrandraka izay mety teto amin’ ny tanàna koa ireo tanora tamin’izany. Namaky lay ny rap gasy ry Da Hopp, fa tsy lavitra teo ary niara-nanonga tamin’izy ireo ry North & Center. Katroka tamin’ity taona ity ny 30 taona, […]
Collection Vakoka : Boky roa ho an’ny tanora
« Jean-Joseph Rabearivelo, un poète entre deux mondes » na « Poeta miroa tontolo », sy « Jacques Rabemananjara, poète engagé » na « Poeta sy mpitolona ». Boky roa vaovao, saingy miresaka ireo andrarezin’ny literatiora malagasy, nametraka ny diam-peniny holovain’ny taranaka. Izay indrindra ny tanjon’ny Collection Vakoka tamin’ny namoahana ireto boky ireto: hampita amin’ny tanora ny mombamomba […]
Mbola mifangaro hatramin’izao: Olon’ny fahalalana ny Malagasy…
Tsy nisy ny sekoly tahaka ny ahitana azy ankehitriny. Tsy nisy ny toeram-panandramana isan-karazany. Na ny soratra voarafitry ny alfabeta aza, tsy nisy… Tsy nataon’ny Malagasy ho sakana izany fa niaina sy nampiasa ny nomen-Janahary azy izy. Taona 2025, mbola misy manafangaro ihany ny atao hoe fahaizana sy fahalalana, ny […]






