Other News

“Muay Thai Tournament 3 ” : Tratra ny tanjona, ady 30 no nitranga

Notontosaina tao amin’ny Kianja mitafo Arena Toamasina, ny fifaninanana “Muay Thai Tournament 3”. Ady 30 no nitranga. Tratra ny tanjona, araka ny nambaran’ny filohan’ny klioba mpikarakara, ny GISL (Grande île sports loisirs), Razanajatovo Carine. Ny fitiavana ny taranja Muay Thai, hoy izy, no tena nandrisika azy ireo hanatanteraka fifaninanana matihanina […]

« Ankizy Mozika Festival »: Nanasongadina ny taninketsa

Manana ny hoaviny ny mo­zika eto Madagasikara. Izay no tsapa nandritra ny andiany faha-5 tamin’ny «Ankizy Mo­zika Festival», notontosaina teny amin’ny Villa Berlin Amba­toroka, omaly. Hetsika fikarakaran’ny CGM/GZ isan-taona, natao hanasongadinana ny talentan’ireo ankizy amin’ny hira sy mozika izy ity. Hamola­vo­lana ny taninketsa, hizaran’ireo ankizy sehatra, no tena tanjona amin’ny […]

Seho goavana… Mitana ny lazany i Bodo

Hira 50, fizarana 5… Izay dia ampy haminavinana ny endriky ny seho notontosain’i Bodo tao amin’ny Lapan’ny fanantanjahantena, omaly. Namaly ny antson’ity andriambavilanitra manakanto ity ireo mpankafy azy nandritra izay 40 taona izay, ka tsy onina azy ireo indray ny lapa, fandrefesan-daza ho an’ireo mpanakanto. Midika izany fa mitana ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nampiakarin’ireo depiote ny tetibolan’ireo minisitera sasany, araka ny fanitsiana nataon’ny eo anivon’ny asam-baomiera eny Tsimbazaza. Anisan’izany ny namindrana ny tetibolan’ny fiadidiana ny Repoblika ho an’ny minisitera vitsivitsy. Nampiana koa ny tetibola ho an’ny fahasalamana sy ny ao amin’ny rano. Tsy miova kosa ny fampiakarana karama. Tafaverina eo anivon’ny Ceni Rakotonarivo Thierry. […]

Mpiasam-panjakana ambony : “Tsy misy idiran’ny politika ny fanendrena”

“Manao karazana fanadihadiana kely aho momba azy io.” Izay ny nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, kolonely Randrianirina Mi­chaël, tamin’ny mpanao gazety teny Ankatso, ny faran’ny herinandro teo, momba ny fandraisana mpiasam-panjakana ambony. Taorian’ny fa­moahana ireo mpianatra na­havita fianarana, andiany So­atilo nahazo “licence” sy ny andiany Fanilo mamiratra na­hazo “master”, […]