Tenenina matetika ny fiovana, fanovana… Fa, tsara ihany koa ny fananana fijery mivelatra. Mila omena laka ny fahasamihafana eo amin’ny soatoavina, fomba amam-panao, sns, mampiavaka ny faritra na toerana tsirairay. Izany hoe, miainga any amin’ny fototra. Ny monina na ireo mitoetra ao amin’ilay toerana na faritra (mpiaramonina) no manome laka […]
Other News
Rugby “XXL Top 12” : Hafana ny fifanandrinan’ny CEA sy ny TFMA
Adin’ny samy kartie indray ny hamarana ny lalao etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, rahampitso. Hifandona amin’izany ny CEA Andranomanalina sy ny TFMA Ankasina. Hotanterahina rahampitso, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, “XXL Top 12”. Anisan’ny fifanandrinana tena andrasan’ny maro ny fihaonana […]
FANTINA sy FINTINA
Hanohana ny fanavaozana entin’ny fitondram-panjakana ny Groupe M24. Hanolotra ny “UTV Ch54” sy ny radio “FM 87.8» ary ny «FM 93.6» izy ireo ka hiova anarana ho LCR TV, LCR radio1, LCR radio2” izany izao. Tafiditra amin’ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Groupe M24 sy ny fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan’i […]
Minisiteran’ny Atitany : Misokatra ny firotsahan-kotendrena ho lehiben’ny Faritra
Misokatra ho an’ny rehetra ny fametrahana antontan-taratasy firotsahan-kotendrena ho lehiban’ny Faritra, araka ny antson’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, voaray omaly. Ao anatin’ny dingana vaovao ho fanarenana sy fanavaozana ny Repoblika izany, araka ny adidy aman’andraikitra iantsorohan’ny minisiteran’ny Atitany. Nametraka fomba fiasa vaovao manaraka ny dingana mazava sy […]
Miova vao manova
Fanavaozana sy fanovana no (h)atao? Eo koa ny hoe fanorenana ifotony… Amin’ny fomba ahoana? Eo indrindra izao… Andrasana sy andrandraina ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena hamaritra ny amin’ny fanatanterahana izany. Hanao ahoana? Mandra-pitrangan’izay hitranga na izay hatao, ilaina ny hoe fanovana toe-tsaina. Miara-dalana amin’izany ny fomba fiasa, ny fitondran-tena, ny fomba […]






