Namoaka ny fandaharam-potoana mahakasika ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra ho an’ny taom-piasana 2026, ny 20 novambra lasa teo, ny Kaonfederasionina afrikanin’ny handball (CAHB). Anisan’ireo firenena voasafidy hampiantrano izany i Madagasikara. Ny fiofanana hahazoana ny mari-pahaizana «IHF Licence D» no hatao amin’izany. Fiaraha-miasan’ny CAHB sy ny Federasionina malagasin’ny handball (FMHB), hotanterahina […]
Other News
Africa Cup 3×3 : Fantatra ny mpilalao handrafitra ny Ankoay
Nivoaka ofisialy, omaly, ny lisitry ny Malagasy mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, hiatrika ny fiadiana “Africa Cup 3×3”, hotanterahina ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 5 hatramin’ny 7 desambra izao. Andro roa tsy hanombohan’ny fifaninanana, fantatra ireo mpilalaon’ny Ankoay hiady ny anaram-boninahitra amin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy mbola misy mihitsy ny fanomezana alalana na fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon’ny tany navoaka sy nosoniavin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany. Hamafisin’ny minisitera fa tsy handefitra manoloana ireo manao hosoka ary handray fepetra hentitra amin’ireo rehetra minia mandika lalàna ny minisitera. Natao ity fampitandremana ity manoloana ireo tranga sy angom-baovao voaray. […]
CCIA : Vonona hanohana ny orinasa malagasy
Nanao tatitra momba ny taom-piasany voalohany ny birao vaovao mandrafitra ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria Antananarivo (CCIA), ny talata teo. Nisongadina manokana ireo sehatra laharam-pahamehana, ahitana ny lohamenaka, ny fanodinana ny cacao, ny tolotra momba ny niomerika ary ny sehatry ny lamba. « Notsongaina manokana ireo sehatra ireo noho izy […]
Tetikasa PIC 3 : Manome tantsoroka ny fandraharahana
Miantoka ny fampandrosoana ny toekarena ny fampiroboroboana ny orinasa sy ny fahaiza-manaon’ny mpitantana. Tafiditra ao anatin’ny drafi-panatanterahan’ny tetikasa « Pôles intégrés de croissance » (Pic) 3, izay tohanan’ny Banky iraisam-pirenena ny hanohanana ny fitomboan’ny orinasa madinika sy salantsalany any amin’ny faritra. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fahaiza-mitantana an’ireo mpandraharaha amin’ny […]






