Na dia tsy notohanana aza, nitondra avo ny voninahi-pirenena malagasy ihany, ry Rado sy Maurice. Voahosotra ho tompondaka maneran-tany eo amin’ny taranja « Bodybuilding », i Rado, faharoa kosa i Maurice. Nisongadina indray ny atleta malagasy! Nandrombaka medaly roa, volamena sy volafotsy, ny solontenan’i Madagasikara nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, « World […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Nahitam-piakarany sahady ny vidin’atody eny an-tsena tao anatin’ny andro vitsy. Manomboka amin’ ny 500 Ar ka hatramin’ny 700Ar ny vidin’ izany eny amin’ny mpanijara raha toa 450 Ar teo aloha. Anisan’ny mampiakatra ny vidin’atody ny fiakaran’ny vidin-katsaka izay foto-tsakafon’ireo biby fiompy. Tafita ny fahalalana nozaraina tamin’ireo mpiompy trondro avy amin’ny […]
Tsena amerikana : Foana ny haba 15% ho an’ny lavanila malagasy
Vaovao mahafaly. Nofoanan’i Etazonia ny haba 15% alaina amin’ny lavanila malagasy miditra eo amin’ny tsena amerikana. Anisan’ireo vokatra malagasy maro tsy hampiharan’Etazonia ny haban-tseranana ity vokatra ity, araka ny didim-panjakana manokana (Executive Order) nosoniavin’ny filoha Donald Trump, ny zoma 14 novambra teo. “Hisitraka ity fanafoanan-ketra ity koa ny kakao, kafe, […]
Taom-piotazana letisia : Mbola tsy fantatra ny fatra aondran’i Madagasikara
Nisokatra tamin’ny sabotsy ny taom-piotazana letisia 2025. Efa vonona avokoa ireo mpandraharaha rehetra hiara-hiasa amin’ny fanjakana amin’ny fanondranam-bokatra. Na izany, tsy mbola fantatra ny fatra aondrantsika any ivelany noho ny toe-java-misy eto amin’ny firenena. Ankilany, nanomboka ny zoma 14 novambra ary hikatona rahampitso ny « guichet unique » ho fikirakirana ny antotan-taratasy […]
Tahirim-bolam-pirenena : Ampy hanafaran’entana mandritra ny enim-bolana
Mitentina 3 194,3 tapitrisa dolara ny tahirim-bola ananantsika tamin’ny faran’ny volana septambra, araka ny tatitra navoakan’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) tao anatin’ny fanadihadiana ara-toekarena ataony isaky ny telo volana. Mahavita mandrakotra ny fanafarana entana mandritra ny enim-bolana mahery (6,2), izany hoe, hatramin’ny volana marsa 2026 ity devizy ity, raha oharina ny […]







