Other News

Karate-«Open de Saint Denis» : Tompondaka i Fano­mezantsoa Lauryne

Tontosa tany La Réunion, ny herinandro lasa teo, ny fia­diana ny amboaran’ny Karate Saint Denis, na “Open de Saint Denis”. Solontenan’ny Malagasy, nitondra ny anaran’ny klioban’ny Akka Avaradrano, i Fanomezantsoa Lauryne, izay mianatra ao Saint Pierre. Tsara ny vokatra ho azy satria voahosotra ho tompon­daka tamin’ity fifaninanana ity i Lauryne, […]

Rugby à 7, vehivavy – “Africa Womens” : Hiady ho lohany amin’ireo firenena 11 ny Makis

Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovin’olona 7, sokajy vehivavy. Firenena 12 hifanandrina hiady izay hahazo ny tapakila hiatrehana ny “World Challenger Series 2026”. Anisan’izany ny Makis Ladies Madagasikara. Hanomboka anio, any Nairobi Kenya, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny taranja […]

FANTINA sy FINTINA

Niverina niasa avy hatrany ny ben’ny Tanà­nan’Antananarivo Renivohitra, Ramanantsoa Harilala, teny Analakely, omaly, taorian’ny fanadihadiana teny amin’ny Bianco sy ny Pac momba ny “Raharaha SMGD-Cnaps”. Mijanona fototra sy fitsipika amin’ny fitantanana ny fangaraharana sy ny fahitsiana. Tanjona ny fandaminana sy ny fanadiovana ny tanàna. Fanamafisana ny fiaraha-miasa no nifanakalozan’ny ambasadaoron’ny […]

Raharaha SMGD-Cnaps : Iray no naiditra am-ponja vonjimaika

“Iray no naiditra am-ponja vonjimaika taorian’ny fiseho­ana voalohany teo anatrehan’ ny mpitsara mpanao famotorana, dimy nomena fahafa­hana vonjimaika ambany fanaraha-mason’ny fitsarana, fito nomena fahafahana vonjimaika ary iray farany namoahana didy fampisamborana”. Io ny fampahafantarana ofi­sialy nampitain’ny Tendrom-pitsarana manokana miady amin’ny kolikoly (Pac), omaly, momba ny raharaha Cnaps sy ny orinasa […]

Fivondronamben’ny eveka : “Tsy maintsy ovaina ny fomba fanaovana politika”

Aiza ho aiza ny fomba fanaovana politika amin’izao? Mitranga sahady ny ahiahy, raha ny hafatry ny Fivondro­namben’ny eveka eto Madagasikara. Tsy maintsy ovaina… “Tsy maintsy ovaina ny fomba fanaovana po­litika mba ho fa­nom­poana vahoaka amin’ny ala­lan’ny fiahiana ny soa iombonana, indrindra ao anatin’ny fotoan-tsarotra”. Io ny hafatry ny Fivondronamben’ny eveka […]