Other News

Solika : Nihena ny vidin’ny gazoala sy ny solika fandrehitra

Nidina ny vidin-tsolika eto Madagasikara mandritra ny volana novambra, nijanona tamin’ny vidin’ny teo aloha kosa ny litatry ny lasantsy. Nahitam-piovana indray ny vidin-tsolika ho an’ny volana novambra. Voa­tazona tamin’ny vidiny tamin’ny volana oktobra ny vidin’ny lasantsy eny amin’ny toby famatsiana mandritra ity volana ity. Nihena kosa ny vidin’ny gazoala sy […]

TARATRY ny KANTO

Niverina ny Sehatra BaGasy. Noho ny tranga nisy teto amin’ny firenena. Nisy fiatoana tao anatin’ny volana vitsy ireo hetsika fanaon’ny Sehatra BaGasy. Ny sabotsy 1 novambra teo no niverina izany ka ny « Atrikefa malalaka » no nisantarana ny volana novambra, tetsy amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola. Fifampizarana sy fifanakalozana traikefa […]

Satria tsy nandray andraikitra ? Samy dodona amin’ny famerenan-kasina

Mipoitra ny atsy. Mihetsika ny aroa. Samy te haneho fa ilaina haverin-kasina ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao ary ny soatoavina Malagasy. Fotoana fanatanterahina izany izao. Hafa mihitsy ny Ma­la­gasy ! Kolon­tsai­na, zavakanto, soatoavina, toerana mirakitra tantara, fomba amam-panao… Maro tamin’ireny no notaina fady tao anatin’ny vanim-po­toa­nan’ny fanjanahan-tany amin’ny endriny vaovao. […]

FANTINA sy FINTINA

Nanazava ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana Marc, fa tonga ny fotoana tsy azo ihodivirana hirosoana amin’ny fifidianana madio, eken’ny rehetra ary mangarahara. Anisan’ireo efa miomana amin’izany izy ireo ka antony nialan’ny Tim tao amin’ny vovonana Firaisankina, araka ny nambarany ny zoma teo. Noraisin’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herin­tsalama teny Mahazoarivo, ny zoma […]

KMF/Cnoe : “Mila hanaovana fitsirihana ny andrimpanjakana”

Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny KMF/Cnoe. Anisan’ny nambaran’izy ireo ny hitsirihana ny sehatra rehetra. “Miantso ny handraisan’ny fanjakana andraikitra amin’ny fitsirihana ny fitantanana ny raharahan’ny andrimpanjakana rehetra sy ny governemanta izahay”. Io ny fanehoan-kevitry ny eo anivon’ny fikambanana KMF/Cnoe Fanabea­zana olom-pirenena, tarihin’ny filoha nasionaliny, i Name­arison […]