L’opposition n’arrive pas à rameuter la foule et l’inciter à descendre dans la rue. Elle pense que le moment est venu de demander des comptes aux dirigeants en faisant référence à une vague de révolte de la jeunesse au Népal, récemment. Et les frondeurs surfent maintenant sur cette arrestation éclair d’Alban […]
Other News
Lutte contre la corruption : la Jirama sollicite l’implication des Fokontany
Faire une demande de branchement d’un compteur d’eau ou d’électricité auprès de la Jirama, devrait être un droit basique suivant une procédure simple et transparente. Mais, ce n’est pas toujours le cas car à tous les niveaux ainsi qu’au sein des Fokontany, la corruption reste monnaie courante. Et ce n’est […]
Anthony Masblanc : Handray anjara amin’ny fampiroboroboana ny JJB
Ho fampivoarana hatrany ny taranja Jiu-jitsu eto Madagasikara, hisy indray ny seminera karakarain’ny Federasionina malagasin’ny Jiu-jitsu breziliana sy ny klioban’ny Bzarilian Jiu-jitsu Esca. Hotanterahina ny 25 sy ny 26 septambra izao, ao amin’ny Dojo Esca Antanimena ny hetsika. Ilay mpanazatra frantsay, i Anthony Masblanc, no hizara ny traikefany amin’ny Malagasy […]
SOMBIM-BAOVAO
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny fikambanan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena eto Madagasikara (UJSM) manoloana ny fanaovan’ny Federasionina malagasin’ny basikety tsinontsinona azy ireo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Nisy ny fanambarana an-taratasy nataon’ny UJSM manameloka tanteraka ny fihetsika sy fiteny natao tamin’ireo mpanao gazety nanao ny asany teny an-kianja, […]
Barea sy Comores : Hatao any Côte d’Ivoire ny lalao
Nisafidy ny Kianja Stade Felix Houphouet-Boigny, ao Côte d’Ivoire, ry zareo kaomorianina, amin’ny fihaonana amin’ny Barean’i Madagasikara. Lalao miverina tafiditra amin’ny andro faha-9 hifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”, taranja baolina kitra izy io. Ny alarobia 8 oktobra, manomboka amin’ny 7 ora hariva, ora eto Madagasikara, ny lalaon’ny roa tonta. […]






