Hotanterahina rahampitso ny lalao mandroson’ny fifanintsanana afrikanina ho an’ireo solontenan’i Madagasikara, Elgeco Plus sy AS Fanalamanga. «Raikitra ary!» Hiakatra kianja rahampitso avokoa ireo solontenan’i Madagasikara, ny Elgeco plus Analamanga sy ny AS Fanalamanga Alaotra Mangoro, amin’ny lalao mandroso, savaranonando, fifanintsanana afrikanina. Raha eo amin’ny « Ligue des Champions Caf », hifanandrina amin’ny […]
Other News
Tafaverina ny omby 17 : Dahalo iray lavon’ny balan’ny zandary tany Ankazobe
Nifandona ny dahalo, andaniny, sy ny zandary sy fokonolona, ankilany, tany Lohotsy, fokontany Antsandravolaina, kaominina Fiadanana, ny alin’ny 14 hifoha ny 15 septambra lasa teo. Lasan’ireo olon-dratsy enina mirongo basy tamin’izany ny omby miisa 17 tao amin’ny valan’omby iray. Natao ny fanarahan-dia ary tratra tsy lavitra ny tanàna ny iray […]
VAOVAO TAMBATRA
Mandroso ny asa fanarenana ny RN2. Nidina ifotony nijery ny fizotry ny fanatanterahana ny asa ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore, omaly, taorian’ny fivoriana niaraka tamin’ireo orinasa miisa 4 manao izany. Hita fa vonona ny hitaterana manokana ireo milina herinaratra ho eny Ambohimanambola ity lalam-pirenena ity. Miditra amin’ny […]
Fampivoarana ny Toekarena eny ifotony: Nananganana BSFI ireo kaominina miisa telo
Notontosaina ny 17 septambra lasa teo ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny Birao solontenan’ny fananantany iraisana (BSFI), izay mampiray ny kaominina Ambohidrabiby, Ambohimanga Rova ary Talata Volonondry. Tetikasa tafiditra anatin’ny fandaharanasan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), izay tarihin’ny minisitra Andriantsitohaina Naina. Ankoatra ny fanokafana ny birao, nisy […]
Distrikan’Ambanja : Mpanjono miisa 49 nahazo fiofanana
Nikarakara fampiofanana marolafy ho an’ny mpanjono madinika, tany amin’ny kaominina Ambanivohitra Maherivaratra, distrikan’Ambanja, faritra Diana, ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), nanomboka ny 17 septambra lasa teo. Araka ny fanazavana nataon’ny eo anivon’ny minisitera, naharitra efatra andro teo izany. Mpanjono madinika miisa 49 ao Andilamboay no nandray anjara […]






