Hotanterahina ao amin’ny Centre International des Conférences any Durban, Afrika Atsimo, ny 17 aogositra izao, ny fivoriana ara-potoana eo anivon’ny Sadc, andiany faha-46. Tafiditra ao anatin’ny lahadinika ny toe-draharaha politika eto Madagasikara izay handray anjara rahateo. Ankoatra izany, anisan’ny lohahevitra iaraha-midinika amin’ny fihaonana ny fananganana orinasa afaka miatrika sedra maharitra, […]
Other News
Mahamay ny kianja
Mahamay ny kianja hilalaovana politika amin’izao fotoana izao. Mipoipoitra daholo ny andrarezina, manana ny maha izy azy. Nanaitra ny olon-drehetra ny fahitana ny filohan’ny antoko Avi, niakatra teny an-dapa. Tsy nisy nipika ny dinika fa ny azo ambara, matoa mivoaboaka iny « raiamandreny » iny, efa misy raha ao […]
Fandraisana antoko eny Iavoloha: mitondra vahaolana, mizara vina mazava
Nandray ny antoko politika teny Iavoloha, ny Kly Randrianirina Michaël, hatramin’ny omaly. Samy mitondra vahaolana sy mizara vina mazava izy ireo. Anisan’ny nipoitra Ratsirahonana Norbert sy ny antoko Avi, tarihin’ny Dr Andriamiharivolamena Zavamanitra. Manao ranolava ny fandraisan’ny filohan’ny fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël, ny antoko sy ny hery politika lehibe […]
TSELATRA
Nidina ifotony nanara-maso ireo toeram-pisotroana eny Ambohipo, boriboritany faharoa, ny polisim-pirenena, afakomaly. Anton’io hetsika io ny fampanarahan-dalàna sy fisorohana tsy fandriampahalemana. Olona iray namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana teo anelanelan’i Vatolatsaka sy Andranovory, Toliara, omaly. Nipitika tampoka ny karan- dalana nitondra ireo mpandeha ka nitarika ny loza. Mitohy hatrany […]
Harom-paosy : Enim-bavy naiditra am-ponja
Niakatra fampanoavana afakomaly, notanana vonjimaika any am-ponja ny vehivavy mpangarom-paosy miisa enina tratra tao Analavory. Nanararaotra andron’ny tsena, ny roa vavy ka nanao ny asa ratsiny. Nanao fanamiana sivily, nanara-maso teny amin’ ny manodidina ny tsena ny mpitandro filaminana ka nahatsikaritra ny fihetsik’ireo olon-dratsy miisa roa ireo. Tsy afa-nandà satria […]






