Feno ny fepetra! Avy ny orana teto an-dRenivohitra sy ny manodidina, ny sabotsy tolakandro teo, nialohavan’ny rivo-mahery. Nahitana avandra ihany koa tany amin’ny faritra sasany, toa ny teny Alasora, Atsimondrano, sns. Nanazava ny Foibe famantarana ny toetr’andro, fa orana narotsaka tsy voajanahary, izany hoe, orana artifisialy, iny nirotsaka iny, satria […]
Other News
PICM-CNC: Nasongadina tany Paris ny cacao malagasy sy ny niomerika
Anisan’ny vokatra mampiavaka antsika maneran-tany ny cacao. Vao mainka nisongadina izany tamin’ny alalan’ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Natao ny 28 oktobra hatramin’ny 2 novambra teo, tany Versailles, Paris, ny hetsika « Salon du Chocolat », sady tafiditra ao anatin’ny faha-30 taona nisiany. Zavatra roa lehibe no nasongadin’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny Varavarana hampahalalam-baovao […]
TSELATRA
Notafihin’ny jiolahy efatra tsy nisaron-tava sy nirongo fitaovam-piadiana any amin’ny Fokontany Anjatoka III, kaominina Ambovombe Androy, ny harivan’ny sabotsy 08 novambra 2025 teo. Niditra tao an-tanàna ny jiolahy telo izay nitondra basy poleta iray sy antsy roa. Nanara-maso kosa ny iray fanampiny. Tonga ara-potoana ny Polisy avy ao Androy, taorian’ny […]
Andian-jatovo nifamono : Tovolahy roa namoy ny ainy
Raikitra ny sakoroka tao amin’ny efitranon-danonana, ao amin’ny fokotany Ranomena, komininina Toamasina, ny alin’ny asabotsy 8 novambra hifoha ny alahady teo. Nifamaly noho ny resa-behivavy ireo roa lahy. Naharitra izany ka niditra an-tsehatra ny akaman’ ireo mpifanandrina, andaniny sy ankilany. Vokatr’ izay, raikitra ny fifandratrana. Voadaroka mafy, naratra ka tsy tanà […]
Tambajotra Qnet : Olona 25 voasambotra, nisoloky 3 tapitrisa Ariary
Mahatratra 25 ireo olona voasambotry ny polisy ao Mahasalama, Port-Bergé, faritra Sofia, nanomboka ny volana oktobra hatramin’ity volana novambra ity. Voasambotra ny 03 novambra lasa teo ny valo amin’izy ireo. Izay nahitana mpitantana telo sy mpikambana dimy. Voarohirohy amin’ny asa fisolokiana ao anatin’ny tambajotra Qnet izy ireo. Tambajotra malaza amin’ny […]






