Tontosa omaly, ny fivoriana ara-teknika ho an’ny dingana faharoa sy farany amin’ny fifaninanana N1A lahy sy vavy. Anio kosa no hanomboka ny lalao izay hatao eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Raha ny fandaharan-dalao, ny fihaonana eo amin’ny NGB Itasy sy ny COSPN Analamanga no hisantarana ny fifaninanana ho an’ny sokajy […]
Other News
H.D.A – Tetikasa « Mahasaky » : Mila fantatra ny fomba fampiasana ny internet
Miroborobo fatratra ny fampiasana ny tambajotran-tserasera eto Madagasikara. Misy fepetra tokony harahina anefa raha tiana ny hahazo vokatra tsara avy amin’izany, raha ny voarakitra ao anatin’ny tetikasa « Mahasaky ». Omaly, tao amin’ny Le Pavé Antaninarenina, no nanakatonana ilay tetikasa « Mahasaky » niarahana tamin’ny ONG Human Development Action (H.D.A) sy ireo mpiara-miasa aminy […]
Fahapoizinana ara-tsakafo: Mitaky ny marina Ratsiraka Roland
Mitaky ny marina manoloana ireo fahafatesan’olona tato ho ato ny depiote Ratsiraka Roland. Anisan’izany ireo mpanakanto roa maty sy ny iray mbola tsaboina hatramin’izao. 26 ireo narary tany Antsiranana noho ny fahapoizinana ara-tsakafo. Nohitsiny fa tena heloka bevava ny lainga momba ny fahasalamam-bahoaka. Mitovy amin’ireo teny Ambohimalaza sy tany an-kafa […]
Fanolorana ny kabeson’ny Ampanjaka: Hidina ifotony any Menabe ny filoha Rajoelina
Hidina ifotony any amin’ny faritra Menabe ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, manomboka rahampitso hatramin’ny sabotsy ho avy izao. Anisan’ny anton-diany any amin’iny faritra iny ny hanolotra ny kabeson’ny Ampanjaka Toera amin’ireo taranany sy ny kabeson’ireo miaramila roa hafa mpitari-tafika. Hisy ny lanonana ara-kolontsaina sy ny fombafomba hatao ho mariky ny […]
Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny Pnud: Nofanina hitady loharanom-bola ny ben’ny tanàna
Mitohy ny fampiofanana makahasika ny fitadiavana loharanom-bola ho an’ny ben’ny Tanàna. Miandraikitra ny fifampizarana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fananan-tany. Anisan’ny ezahan’ny minisitera amin’izany ny fanampiana ny mpitantana eny ifotony ka anisan’ny nisitraka fampiofanana ny ben’ny Tanàna, ho an’ny faritra Analamanga, omaly. Niarahana amin’ny eo anivon’ny Pnud sy […]







