Other News

Tokely Justin : “Havadika ho rezionaly ny parlemanteran’ny Sadc”

“Havadika ho parlemanta rezionaly ny fihaonamben’ny parlemantan’ny Sadc. Tena hanana anjara toerana goavana eo amin’ny firenena mpikambana izy ireo rehefa lasa rezionaly”, hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena, i Tokely Justin, teny Tsim­bazaza, omaly. Misy ny fihaonamben’ny parlemantan’ny Sadc, anisan’ny rafitra goavana eo anivon’ny vondrona. Amin’izany no handinihina ny fanatsarana ny lalàna […]

Tsy hiasa jamba rafozana

  Vita izay ny fombafomba sy ny lanonana nametrahana ny filohan’ny Sadc. Ampy kosa angamba ny kifetifety fa andao hiasa amin’izay. Iza no tsy miandrandra zavatra tsara maro amin’izao maha lohan’ny vondron’ny firenena aty atsimon’i Afrika an’i Madagasikara izao? Iaraha-mahalala fa tombony goavana maro no ao ambadiky ny fametrahana an’i […]

Fandraisana ny fihaonana an-tampony: Niaiky ny haitariky ny filoha Rajoelina Andry ny Sadc

Mbola manakoako manerana an’i Afrika ny fandraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny Sadc. Afapo tanteraka tamin’ny fikarakarana ny vahiny. Anisan’ireo vakivava ta­min’ny nandraisan’i Ma­da­ga­sikara sy ny filoha Rajoelina Andry ny fitarihana ny fihaonana an-tampon’ny Sadc ny filohan’i Afrika Atsi­mo, i Cyril Ramaphosa. Nam­barany fa hita taratra izany haitariky ny filoha Rajoelina […]

TSELATRA

Tovovavy iray 17 taona tratra nangalatra finday tetsy Anosibe, omaly atoandro. Nijery finday hovidina teny amin’ny sisin-dalana izy. Nalainy ny finday iray tamin’ireo namidy ka natsofony tany anaty poketrany. Gaga ilay mpivarotra fa banga iray ireo finday. Natao ny fisavana ary hita tany anaty entan’io tovovavy io izany. Tezitra ireo […]

Andavamamba: Lehilahy roa tratra nangalatra solika

Voasambotry ny polisim-pirenena Ilanivato (PPA3), tetsy Andavamamba Ambi­lani­be, omaly, ireo roa lahy nangalatra sy nanodinkodina solika. Nisy olona tsara sitrapo nampilaza ny mpitandro filaminana fa misy olona mangalatra sy manafina solika eny an-toerana. Nidina ifotony avy hatrany ny ekipa mpanao fisafoana eo anivon’ny polisy taorian’ny antso. Tratra nisintona solika tao […]