Other News

« Labdihy » andiany faha-11: Hanambatra talenta roa ny « Tezambita velona »

Nosokafana, omaly, tao amin’ny Institut de civilisation musée d’art et d’archéologie université d’Antananarivo (ICMAA) Isoraka ny Labdihy. Hetsika manasongadina ny tontolon’ny dihy sy ny asa fa­moronana ao anatiny. « Tete­zambita velona », anarana sy lohahevitra isaloran’ity an­diany faha-11 ity. Hanambatra talenta roa ananan’i Maromaitso sy Hani­triombalahimbaviantitra. I Maro­maitso (Ariry) eo […]

Fandresena ara-diplomatika : Tafaverina amin’i Madagasikara ny kabeson’ny Ampanjaka Toera

Tafiditra ao anatin’ny maherifon’ny firenena ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika notapahin-doha ny taona 1897. Nentin’ny mpanjanaka tany aminy ny kabeson’izy ireo… Omaly no namerenan-dry zareo izany. 128 taona aty aori­an’ ny namonoana sy nanapahan-doha azy (alin’ny 29 aogositra 1897). Natolotry ny fanjakana Frantsay tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tao Paris […]

SOMBIM-BAOVAO

Resin’ny Maraoka, teo amin’ny « tie break » i Madagasikara teo anatin’ny andro fahatelon’ny fia­diana ny tompondakan’i Afrika (Can), taranja Volley ball, ho an’ny sokajy U16 vehivavy, izay atao any Tonizia. Tapitra hatreo, araka izany, ny lalan’ny ekipa malagasy amin’ity fifaninanana ity, rehefa resy intelo nisesy. Voatsonga handray anjara amin’ny […]

Surf : Handray fifaninanana iraisam-pirenena i Madagasikara

Notanterahina tany Angola, ny 15 hatramin’ny 17 aogositra lasa teo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Surf. Tsy nanana solontena tamin’ izany i Madagasikara saingy tonga tany an-toerana kosa ny filohan’ny Federasiona mala­gasin’ny Surf no sady Filoha lefitra kaonfederasionina Afri­kanina ny Surf, i Roger Fosti­nato. Nitondra fanazavana mahakasika ny tsy […]