Ao anatin’ny fanomanana ny fiatrehana ny fihaonana an-tampony faha-45 eo anivon’ny Sadc izao. Hanao ahoana? Indrindra ny amin’izay tombontsoa mety ho azo… Anisan’ny tanjona amin’ny fampandrosoana eo amin’ny firenena mpikambana ny fampihenana ny fahantrana. Izay tsara ho fantatra… Ny tanjon’ny Southern African Development Community (Sadc), na ny Fihaonamben’ny fandrindrana ny […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka anio 14 hatramin’ny 18 aogositra ny « Bazar de la Sadc », eny amin’ny Foibe fampirantiana iraisam-pirenena Enara, Lac Iarivo. Tranoheva maro no ho hita eny, hampisehoana ny taozavatra sy kolontsaina malagasy. Mandray anjara eny koa ny firenena mpikambana ao anatin’ny Sadc, hampahafantarany ny mampiavaka azy avy. Natao omaly ny andrana […]
Foara Ambalasira : Hampiranty ny fahaizany Amoron’i Mania
Hotanterahina mandritra ny dimy andro, ny 20 ka hatramin’ny 24 aogositra, ao Ambositra, ny Foara Ambalasira. «Mikendry ny hampiroborobo ny otrikarena ara-kolontsaina, ny asa tanana , ny fambolena sy fiompiana, ny jono, sns ao amin’ny faritra Amoron’i Mania ny Foara Ambalasira », hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Coopérative des experts associés […]
Masina ny aina
Somary nangingina ny mahakasika ilay resaka Ambohimalaza tato ho ato. Nivadika ho raharaham-panjakana rahateo izany tranga nahafatesana olona 33 izany. Ampy nanaovan’ny fianakaviana fisaonana rahateo ny fampidirana vonjimaika am-ponja ilay tompom-pety sy ny reniny. Niampy ireo mpiray tsikombakomba mivantana na ankolaka. Mainka nampiakatra ny moralin’izy ireo ny fandraisana manokana ny […]
Sainte Marie: Mamokatra saribao ekolojika ny vehivavy
Voalohany tamin’ny fifaninanana tanàna madio indrindra ny fokontany Ambatorao, any Sainte Marie. Nisitraka fiofanana sy fitaovana ny fikambanam-behivavy. Nikarakara izany ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME), ny 2 hatramin’ny 5 jona lasa teo. Nahazo fampiofanana sy […]






