La 64e édition du Mondial La Marseillaise à pétanque, qui se tient du 6 au 9 juillet au Parc Borély et sur divers terrains de la cité phocéenne, a vu les deux équipes malgaches, Madagascar 1 et Madagascar 2, se qualifier brillamment pour les 32es de finale ce lundi. Cependant, […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Nodimandry i Doda Batteur, na Razafitiana Gabriel. Mpively ampongamaroanaka, nanaraka tarika maro izy. Anisan’ireny ny tarika Samoëla, ZMG, Zaref, Majeur 7, Niraina, Théo Rakotovao, Lôla, Dat’Kôtry, Kimil, Oladad, Kobaha, sns. Teknisianina momba ny feo ihany koa izy, ary efa niasa naharitra tao amin’ny Be Mozik. Hisy ny fiaretan-tory ao Beravina […]
Fotoam-pialantsasatra tery vay manta: Mitobaka etsy sy eroa ny fampianarana zavakanto
Ampahany vitsy amin’ny mpianatra sisa no mamita ny taom-pianarana 2024-2025. Saika efa ao anatin’ny fotoam-pialantsasatra ny ankamaroany. Manomboka hita etsy sy eroa ny fampianarana zavakanto ao anatin’io vanim-potoana io. Tsara ny voataiza miaraka amin’ny zavakanto, saingy ratsy ny fanaovana tery vay manta. Ao anatin’ny 2 volana latsaka, hahay mitendry zavamaneno […]
OIF : Hiverina ny fanohanana ireo “festivals” isam-paritra
Anisan’ny mpanohana ireo hetsika ara-kolontsaina marolafy eto ny Fikambanan’ny firenena mampiasa ny teny frantsay (OIF). Hiverina indray izany, ary hahakasika sehatra maro. Vaovao tsara ho an’ny tontolon’ny kolontsaina eto Madagasikara. Hiverina ireo fanohanana hataon’ ny Fikambanan’ny firenena mampiasa ny teny frantsay, na OIF. Fantatra izany nandritra ny fitsidihana nataon’ny masoivoho […]
FANTINA sy FINTINA
Hitohy any Sainte Marie indray ny filankevitry ny minisitra, mitety faritra. Hotanterahina ny 10 jolay izao izany, araka ny fampahafantarana nataon’ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Mitohy amin’ny fanokafana ny “Festival des baleines” izany. Niatrika ny faha-50 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Kaomoro ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin, ny 6 jona teo, […]







