Notanterahina ny herinandro teo, tany Ghana, ny atrikasa momba ny fitantanana ny trosa ho an’ireo fanjakana afrikanina ao anatin’ny tetezamita. Nikarakara izany ny eo anivon’ny “Institut africain de développement” ao amin’ny “Groupe de la banque africaine de développement”. Tafiditra amin’ny “Spotlight” ao anatin’ny Akademia afrikanina ho an’ny fitantanana ny vola […]
Other News
Tsy mahazo mamindro
Tsy vitan’ny miaritra hatsiaka fa mbola mizaka ny hirifirim-piainana Ramalagasy. Mahagaga sy mahavariana fa toy ny nantenain-kanirina indray ity no mainka mampivandravandra, ankehitriny. Toa ankatoavina avokoa ity karazana tsindry sy famotehana ankolaka na mivantana ilay vahoaka madinika ity. Tena mizaka ny tsy eran’ny ainy ara-bakiteny tokoa. Raha ny zava-misy, […]
Fanatsarana fomba fiasa : Nohamoraina sy tsy ela ny fanamarinana fananan-tany
Dingana iray lehibe… Natolotry ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, teny amin’ny fari-piadidian’ny Fananan-tany, Antananarivo Renivohitra, Anosy, omaly, ny “Distributeur automatique d’information” (Dai). Vokatry ny fampiasana informatika amin’ny fangatahana taratasy fanamarinana fananan-tany (“certificat de situation juridique”) sy sarintany izany, izay azo ao anatin’ny minitra vitsy. […]
TSELATRA
Raim-pianakaviana iray 45 taona maty voafaokan’ny fiara teny amin’ny lalam-pirenena voalohany, teo Ambatonapoaka, afakomaly alina tamin’ny 7 ora sy 45 minitra. Tsy nahitana taratasy namantarana ny mombamomba azy teny amin’io lehilahy io. Nentina namonjy ny CHRD Arivonimamo ny vatana mangatsiakany. Lehilahy iray karohin’ny zandarimaria eo anivon’ny tobim-paritra Itaosy. Nivadi-pitokisana izy […]
Karana voatafika: Jiolahy roa maty voatifitra
Lavon’ny tifitra nataon’ny ekipan’ny UIR, eo anivon’ny polisim-pirenena, ny jiolahy roa tao Andranomena, kaominina Betsinjaky, distrika Toliara, omaly maraina. Nitrangana fanafihana mitam-piadiana tao amin’ny tranombarotra an’ny karana iray tao Bazary Be, ny sabotsy 5 jolay lasa teo. Nanazava ny nanatri-maso fa nitondra basy ny mpandroba tamin’io fotoana io. Naharay loharanom-baovao […]







