Ao anatin’ny fampiantranoan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampony faha-45 eo anivon’ny Sadc izao. Fikambanam-paritra manana ny maha izy azy sy ny tantarany eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana isam-paritra izy. Izay tsara ho fantatra… Fikambanam-paritra mampivondrona firenena 16 aty atsimon’i Afrika ny Southern African Development Community (Sadc) na ny Fihaonamben’ny fandrindrana ny […]
Other News
TARATRY ny KANTO
« Improludik », atrikasa hianarana ireo fihetsika tsy ampoizina amin’ny teatra. Hatao ny sabotsy 9 aogositra izao izy ity, etsy amin’ny IFM Analakely, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Natao ho an’ireo tanora liana sy te hiroso lalindalina kokoa amin’ny teatra izany. Manana ny toerany manokana eo amin’ny teatra ny « improvisation » izay hozarain’ny […]
Famerenana ny fahiny : Tsy tokony hovaina ny tononkira…
Mahazo vola noho ny tompony, hono, ry zareo mpamerina? Tsy vitsy aza ny mivelona amin’izany… Tranga tsy vao izao sady efa fahita maneran-tany. Na izany aza, tsy tokony hasiam-panovana izy ireny. Tazonina ny tonony, ny feony, ny fandrindrana, sns. Tsy hitovy tanteraka tamin’ny namoronana azy hatrany am-boalohany fa tsy tokony […]
Jazz@Tohatohabato : Omena lanja ny « improvisation »
Anisan’ny endrika iray mampiavaka ny jazz ny fanaovana sy fahaizana ny « improvisation ». Ho an’ity « Jazz@Tohatohabato » andiany faha-14 ity, omena lanja izy io. Efa nisy ny fiofanana notanterahina ny alatsinainy 4 aogositra teo. Hitohy, anio, manomboka amin’ny 10 ora ka hatramin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny Iarivo Art & Music Academy […]
Tsy nisy nandritra ny 6 taona… : Hiverina indray ny “Star Tour Majunga”
Voakasiky ny hetsika na ny tompontany na ireo mpiala sasatra. Hiverina ary haharitra 3 andro misesy ny “Star Tour 2025” ao Mahajanga. Tsy hiova kosa ny endriny. “Star Tour Majunga 2025: hoan’ny mpianakavy”. Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Star Andraharo, ny andinindininy momba ny hetsika. Hotontosaina ny 15, 16 ary […]






