Other News

Fondation Airtel Africa: Hatsaraina ny fari-piainan’ny afrikanina 10 tapitrisa

Hita manerana ny firenena afrikanina miisa 14 ny Fonda­tion Airtel Africa. Tanjony ny ha­natsarana ny fari-piainan’ireo mponina miisa 10 tapitrisa hatramin’ny taona 2030. Mi­­isa 4 ny sehatra voakasik’izany : ny fampiasana ny tontolo ara-bola, ny fanabeazana, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Misy ny fandaharanasa Adopt-A-School, […]

Harena an-kibon’ny tany: Nadika amin’ny teny anglisy sy sinoa ny lalàna

Miditra amin’ny tontolo niomerika ny sehatry ny harena ambanin’ny tany. Misy ny pejy site web ho an’ny rafitra Eiti, ary voadika amin’ny teny anglisy sy sinoa ny lalàna vaovao. Manohana ny fampiroboroboana ny niomerika ny masoivoho amerikanina eto amintsika. Nam­pa­hafantarina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny pejy site web an’ny […]

TARATRY ny KANTO

Fifaninanana “Tafan-gilita”. Hotontosaina anio, manomboka amin’ny 9 ora maraina, ny “Prime 3” amin’ity fifaninanana tendry gitara ity. Hiova toerana izany, satria hatao ankalamanjana, eny amin’ny Kianja Maitso Anala­mahitsy. Mba hizaran’ireo mpifaninana sahady ny karazan-tsehatra no antony, no hahafahan’ireo mpanotrona mba manohana bebe kokoa ireo mpifaninana ihany koa. Hizara ny traikefany […]

Opération Bokiko : Hisy atrikasa ho an’ireo te hanoratra boky

Maro ny manan-talenta amin’ny asa soratra. Tsy ny re­hetra anefa no nahavita ma­moaka izany ho boky. Ho fa­nampiana ireo manam-paniriana hamoaka ny asa sorany ho boky, mikarakara andiana atrikasa ho azy ireo ny Opéra­tion Bokiko. Hotontosaina anio ny atrikasa voalohany, ma­nom­boka amin’ny 2 ora, eny amin’ny Cités des Cultures Antaninarenina. […]