Other News

Fambolena sy fiompiana: Misy fiantraikany lehibe ny fiovaovan’ny toetr’andro

Misy fiantraikany eo amin’ny fambolena sy fiompiana ataon’ny tantsaha ny fiovaovan’ny toetr’andro. Mam­pihena ny vokatra miakatra amin’ny ankapobeny izany, raha ny fanadihadiana natao tamin’ ireo tantsaha. Mpamboly sy mpiompy ny ankamaroan’ny Ma­lagasy. Misedra olana amin’ny sehatry ny asa anefa ny tantsaha, raha nanaovana fanadihadiana. Anisan’ny olana eo amin’izy ireo ny […]

Rugby- seksionina Marovatana : Tompondaka ny polisy monisipaly

Notontosaina, omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny lalao famaranan’ny seksionina Marovatana, taranja Rugby. Voahosotra ho tompondaka tamin’izany ny ekipan’ny polisy monisipaly, rehefa nandresy ny Fifita Anosivavaka Ambohimanarina, tamin’ny isa, 40 no ho 25. Raha hiverenana ny fifanandrinana tamin’ity, nanjakan’ny polisy tanteraka ny fifanandrinan’ny roa tonta. Ry zareo polisy hatrany […]

Mpanazatra Corentin Martins: Hanatrika ny ampahefa-dalan’ny « World Cola PFL »

Araka ny loharanom-baovao iray, ho avy eto an-tanindrazana, hijery ny tohin’ny fifaninanam-pirenena « World Cola PFL », ny mpanazatra ny ekipa nasionaly Barea, i Corentin Martins. Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana, « Playoffs » ity fifanintsanana ity. Marihina fa fotoana iray izao ahafahan’ny mpanazatra ny ekipa nasionaly mandinika ny mpilalao tokony hanatevina ny Barea A. […]

Taekwondo Malagasy : Lany ho filohan’ny federasionina i Lamina Boto Tsara Dia

Manana olona vaovao hitantana ny Federasiona malagasin’ny taekwondo WT (FMTKD). Kandidà tokana voafidy tamin’izany i Lamina Boto Tsara Dia. Hanomboka ny asa avy hatrany ny tenany. Notontosaina tetsy amin’ny biraon’ny Komity olympika malagasy (COM) Ivan­­dry, ny asabotsy lasa teo, ny fifidiananana izay ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taranja taekwondo WT (FMTKD). […]