Other News

Ambohibary Moramanga: Tohodrano hanondraka tanimbary 1 000 ha

Miara-miombon’antoka ny fanjakana malagasy sy ny orinasa sinoa, Sinomach, miaraka amin’ny teknisianin’ny Akademia sinoa misahana ny siansa ny fambolena any Hai­nan. Mifantoka amin’ny fananganan’ny Sinomach tohodrano lehibe hanondraka tany 1 000 ha any amin’ny kaominina Ambohibary, distrika Mo­ramanga, ny tetikasa. Tanjona ny hahafahana mifehy ny ra­no, ka hitombo avo roa […]

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 2 000 ny zana-kazo voavoly any amin’ny kaominina Imerina Imady, ny sabotsy teo. Nisy ny hazo nambolena manamorona ny sisin’arabe, hanomezana endrika ny tanàna. Mirefy 4,5 km ihany koa ny lalana namboarin’ny fokonolona, mampitohy fokontany telo (Ambohibary, Mandritsara ary Antanimena) sady nambolena hazo zahana sy frêne ». Nitarika ny […]

Toamasina : Ho vita amin’ny oktobra ny « voie rapide »

Vita ny 40%! Mampifandray mivantana ny lalam-pirenena faha-2 sy ny seranan-tsambon’i Toamasina ny arabe «voie rapide», mirefy 9,66 km, ataon’ny orinasa Sinohydro. Nijery ifotony tany an-toerana ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore, ny faran’ny herinandro teo. Nambarany fa mahavelombolo ny fizotry ny asa, satria latsaka kely ny 40% […]

Fandanjana fiarabe : Tsy misy intsony ny fandeferana folo isan-jato

Miverina amin’ny asany indray ireo toby fandanjana fiarabe eny amin’ny lalam-pirenena faha-2, nanomboka ny herinandro lasa teo. Voakasik’izany ny eny Ambohimalaza (Antananarivo) sy ny any Antsarakofafa Toamasina. Tafapetraka ary efa miasa ny fitaovana vaovao fandanjana (pèse essieux fixe), tamin’ny alalan’ny tetikasa PDDR, famatsiam-bola Banky iraisam-pirenena. Miasa andro sy alina, isan’andro, […]

“World Cola PFL” : Afa-bela ny Elgeco Plus

Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahadimin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baoliana kitra “World Cola PFL”. Afa-bela tamin’ny ekipan’ny Dsiciples FC Vakinankaratra, tompondaka farany, ny Elgeco Plus Analamanga, laharana faharoan’ny fifaninanam-pirenena tamin’ny taon-dasa. Lalao natao ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja Elgeco Plus Stadium By-pass. Resin’ny […]